๐Ÿ“๐˜ˆ๐˜ฏ๐˜ฌ๐˜ข๐˜ณ๐˜ข๐˜ง๐˜ข๐˜ฏ๐˜ต๐˜ด๐˜ช๐˜ฌ๐˜ข, 13 ๐˜ด๐˜ฆ๐˜ฑ๐˜ต๐˜ข๐˜ฎ๐˜ฃ๐˜ณ๐˜ข 2025
๐Ÿ”ฅToerana miisa 2 no nahitana tranganโ€™afo ao aminโ€™ny valanjavaboary Ankarafantsika. Ny iray ao Maroaboaly ary ny faharoa dia ao Mahatazana.
โœ…๏ธEfa voafehy tanteraka androany 13 septambra 2025 ny afo tao Mahatazana.
โŒ๏ธMbola mitohy kosa anefa ny famonoana ny afo ao Maroaboaly.
๐Ÿ’ช๐Ÿ™Mifanome tanana aminโ€™ny famonoana ny afo any an-toerana ny Fokonolona, ny Fitaleavam-paritry ny Tontolo iainana sy ny Fandrosoana Lovainjafy (#DIREDDBoenyBetsiboka), ny Madagascar National Parks (#MNP) mpitantana ny valanjavaboahary ankarafantsika, ny mpanonjy voina avy any Mahajanga, ny Mpitandro ny filaminana ary ny Tetikasa RIR.
๐Ÿ™Mankahery hatrany ireo rehetra miatrika ny famonona ny famonona ny afo eny an-kianja. ๐Ÿ“ฃ๐Ÿ“ฃAsaina hatrany isika hitoroka ireo mpandoro tanety sy mpandoro ala hahafahana manasazy azy ireo araka ny lalร na velona.
๐Ÿ“ฃ๐Ÿ“ฃEntanina hatrany isika rehetra hitandrina aminโ€™ny fampiasana afo aminโ€™izao fotoanโ€™ny maintany izao sao sanatria hitera-doza.
โ˜Ž๏ธRaha mahita tranganโ€™afo ianao, antsoy ny laharana maitso ๐Ÿ“ž955 hahafahana mandray fepetra haingana.
Date de publication : 15 septembre 2025

Suivre d'autres actualitรฉs