๐๐ฏ๐ต๐ข๐ฏ๐ข๐ฏ๐ข๐ณ๐ช๐ท๐ฐ, 2 ๐ง๐ฆ๐ฃ๐ณ๐ฐ๐ข๐ณ๐บ 2025 -Mitohy hatrany ny ezaka atao aminโny ady aminโny fanondranana an-tsokosoko ny harena voajanahary sy ny fampiharana ny lalร na aminireo izay mbola minia manao izany.
Ny alahady 2 febroary 2025, vokatry ny fiaraha-miasa aminโolona tsara sitrapo izay nanome angom-baovao dia ๐๐ฟ๐ฎ-๐๐ฒ๐ต๐ฎ๐ธ๐ฎ ๐๐ฒ๐ป๐ ๐ง๐ฎ๐น๐ฎ๐๐ฎ๐บ๐ฎ๐๐ ๐ป๐ ๐๐ฒ๐ฟ๐ฎ๐๐ฎ๐ป๐ ๐๐ถ๐ป๐ผ๐ฎ ๐บ๐ถ๐ถ๐๐ฎ ๐ฎ izay nanangona sokatra kasaina haondrana an-tsokosoko any ivelany. Taminโny alalanโny velapandrika natao no nahatrarana ireto sokatra ireto tao an-tranonโireo teratany sinoa ireo teny Talatamaty. ๐๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐๐ฎ๐ป๐ ๐ฟ๐ผ๐ฎ ๐ป๐ ๐๐ผ๐ธ๐ฎ๐๐ฟ๐ฎ ๐๐ฟ๐ฎ๐๐ฟ๐ฎ ๐๐ฎ๐ผ : ยซ ๐๐ด๐ต๐ณ๐ฐ๐ค๐ฉ๐ฆ๐ญ๐บ๐ด ๐บ๐ฏ๐ช๐ฑ๐ฉ๐ฐ๐ณ๐ข ยป na ๐๐ป๐ด๐ผ๐ป๐ผ๐ธ๐ฎ ๐บ๐ถ๐ถ๐๐ฎ ๐ฑ, ary ยซ ๐๐ด๐ต๐ณ๐ฐ๐ค๐ฉ๐ฆ๐ญ๐บ๐ด ๐ณ๐ข๐ฅ๐ช๐ข๐ต๐ข ยป na ๐ฆ๐ผ๐ธ๐ฎ๐ธ๐ฒ ๐บ๐ถ๐ถ๐๐ฎ ๐ญ๐ฎ.

๐ฉ๐ผ๐ฎ๐๐ผ๐ธ๐ฎ๐ท๐ ๐ฎ๐ผ ๐ฎ๐ป๐ฎ๐๐ถ๐ปโ๐ป๐ ๐ง๐ผ๐๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ ๐ป๐ ๐๐๐ง๐๐ฆ ary ๐ฟ๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐ปโ๐ป๐ ๐น๐ฎ๐น๐ฎฬ๐ป๐ฎ ๐ฒ๐๐ผ ๐ ๐ฎ๐ฑ๐ฎ๐ด๐ฎ๐๐ถ๐ธ๐ฎ๐ฟ๐ฎ avokoa ny fitrandrahana ireto biby arovana ireto ary biby efa voasokajy ho atahorana ho lany tamingana, indrindra ny Angonoka izay tena efa vitsy dia vitsy tokoa.









