โœ…๏ธ Nandray anjara tamin’ny fanombohana amin’ny fomba ofisialy ny fankalazana ny faha- 65 taona niverenan’ny fahaleovan-tenan’i Madagasikara ny Minisiteran’ny Tontolo iainana sy ny Fandrosoana Lovainjafy (#MEDD).
โœ…๏ธ Lanonana izay izay notanterahina teo aminโ€™ny arabenโ€™ny fahaleovantena eo Analakely ary teo ambany fitarihanโ€™ny Filohanโ€™ny Repoblika Andry Rajoelina.
โœ…๏ธ Ny fitafy avy any aminโ€™ny faritra Melaky no nasongadinโ€™ireo mpandray anjara taminโ€™ny diabe avy eto anivonโ€™ny MEDD.
Date de publication : 3 juin 2025

Suivre d'autres actualitรฉs