โš ๏ธAo anatinโ€™ny vanim-potoana maintany tanteraka isika izao, fotoana izay mampahazo vahana ny doro tanety. Hahafahana miatrika izany dia ๐—บ๐—ถ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ-๐—บ๐—ถ๐—ฒ๐—ป๐˜๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ฎ๐˜ƒ๐—ผ๐—ธ๐—ผ๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐˜๐—ผ๐—บ๐—ฝ๐—ผ๐—ปโ€™๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ฎ๐—ถ๐—ธ๐—ถ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐—ถ๐˜€๐—ฎ๐—ป-๐˜๐—ผ๐—ธ๐—ผ๐—ป๐˜† eny anivonโ€™ny faritra, manamafy ny fanentanana eny ifotony aminโ€™ny fisorohana ny afo sy ny fampahafantarana ny lalร na mifehy izany.
๐Ÿ“ฃHo anโ€™ny ๐—ณ๐—ฎ๐—ฟ๐—ถ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐—”๐˜๐˜€๐—ถ๐—บ๐—ผ ๐—”๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ฒ๐—ณ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ dia tao aminโ€™ny ๐——๐—ถ๐˜€๐˜๐—ฟ๐—ถ๐—ธ๐—ฎ๐—ปโ€™๐—ถ ๐— ๐—ผ๐—ฟ๐—ผ๐—บ๐—ฏ๐—ฒ no nanatanterahana izany. Nifanome tanana nanatanteraka ny fanentanana ny teo anivonโ€™ny #Distrika, ny #DREDDAtsimoAndrefana, ny #FaritraAtsimoAndrefana, ny #DRAEAtsimoAndrefana, ny mpitarika ny #DINABE ary ny Mpitandro ny filaminana.
๐ŸŽฏTanjona ny hanamafisana ny ๐—ณ๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ฎ๐—ถ๐˜€๐—ฎ๐—ปโ€™๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ฎ๐—ถ๐—ธ๐—ถ๐˜๐—ฟ๐˜† ๐—ป๐˜† ๐—ฟ๐—ฒ๐—ต๐—ฒ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ปโ€™๐—ป๐˜† ๐—ฎ๐—ฑ๐˜† ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ปโ€™๐—ป๐˜† ๐—ฑ๐—ผ๐—ฟ๐—ผ ๐˜๐—ฎ๐—ป๐—ฒ๐˜๐˜† ๐˜€๐˜† ๐—ฎ๐—น๐—ฎ.
Date de publication : 9 juillet 2025

Suivre d'autres actualitรฉs