🔥❌ Tranga doro tanety voatsabo eny Tampoketsa – Distrikan’Ankazobe
EnvironnementLutte contre le feu


Ahitana tranga doro tanety eny Tampoketsa – District Ankazobe izao hariva izao. Efa mifandrimbona mandray ny andraikitra sy fepetra rehetra amin’ny famonoana ny afo ny tompon’andraikitra rehetra eo anivo’ny Distrikan’Ankazobe, ny Cantonnement
#CEFAnkazobe ary ny mpitandro ny filaminana.

Voaaro mialoha ny toerana misy ny fambolen-kazo manodidina eny ka tsy atahorana ho tratran’ny afo.

𝗥𝗮𝗵𝗮 𝗺𝗮𝗵𝗮𝘁𝘀𝗶𝗸𝗮𝗿𝗶𝘁𝗿𝗮 𝘁𝗿𝗮𝗻𝗴𝗮𝗻’𝗮𝗳𝗼 𝗶𝗮𝗻𝗮𝗼, 𝗮𝗻𝘁𝘀𝗼𝘆 𝗮𝘃𝘆 𝗵𝗮𝘁𝗿𝗮𝗻𝘆 𝗻𝘆 𝗹𝗮𝗵𝗮𝗿𝗮𝗻𝗮 𝗺𝗮𝗶𝘁𝘀𝗼

𝟵𝟱𝟱 𝗵𝗮𝗵𝗮𝗳𝗮𝗵𝗮𝗻𝗮 𝗺𝗮𝗻𝗱𝗿𝗮𝘆 𝗳𝗲𝗽𝗲𝘁𝗿𝗮 𝗵𝗮𝗶𝗻𝗴𝗮𝗻𝗮.
Date de publication : 26 août 2025