🇲🇬 Vonona i Madagasikara amin’ny fandraisana ny Fihaonana an-tampon’ny SADC.
↗️Hanomboka rahampitso eto Antananarivo ny fivoriana voalohany hiarahan’ireo mpiasam-panjakana ambony sy ny manampahaizana manokana momba ny RISDP.
✅️Efa tonga eto an-toerana ny Sekretera Mpanatanteraky ny SADC.
Date de publication : 5 août 2025

Suivre d'autres actualités