๐๐ป๐ฑ๐ฟ๐ผ ๐บ๐ฎ๐ป๐ฒ๐ฟ๐ฎ๐ป-๐๐ฎ๐ป๐ ๐ถ๐ฎ๐ฑ๐ถ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ฎ๐บ๐ถ๐ปโ๐ป๐ ๐ณ๐ถ๐ต๐ฎ๐ป๐ด๐ฎ๐๐ฎ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ ๐๐ ๐ป๐ ๐ต๐ฎ๐ถ๐ป๐๐ฎ๐ป๐
Dรฉsertification et dรฉgradation des terres

๐๐ฐฬ๐ญ๐ข๐จ๐ฏ๐ข๐ณ๐ฐ, 18 ๐๐ฐ๐ญ๐ข๐บ 2025 โ Nandritra ny fanamarihana ny ๐๐ป๐ฑ๐ฟ๐ผ ๐บ๐ฎ๐ป๐ฒ๐ฟ๐ฎ๐ป-๐๐ฎ๐ป๐ ๐ถ๐ฎ๐ฑ๐ถ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ฎ๐บ๐ถ๐ปโ๐ป๐ ๐ณ๐ถ๐ต๐ฎ๐ป๐ด๐ฎ๐๐ฎ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ ๐๐ ๐ป๐ ๐ต๐ฎ๐ถ๐ป๐๐ฎ๐ป๐ tao Tolagnaro, dia nanao sonia ๐ณ๐ถ๐ณ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐ต๐ฎ๐ป-๐ฝ๐ถ๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐ต๐ฎ-๐บ๐ถ๐ฎ๐๐ฎ ny Minisiteranโny Tontolo iainana sy ny Fandrosoana Lovainjafy (#
MEDD) sy ny Catholic Relief Services (#
CRS) taminโny alalanโAndriamatoa Minisitra M
ax Andonirina Fontaine sy Andriamatoa ๐๐บ๐ฎ๐ธ๐ฎ๐น๐ฎ ๐๐ผ๐ป๐๐๐ฎ๐ป๐๐ถ๐ป ๐ฆ๐ผ๐ฑ๐ถ๐ผ, Solontenam-paritry ny CRS eto Madagasikara.

Tanjona ao anatinโity fifanaraham-piaraha-miasa ity ny fanamafisana ny asa fanarenana ny tany simba, fampiroboroboana ny fanaovana alavadimboly, fampitomboana ny vola miditra aminโireo tantsaha, ary ny fanohanana ny mponina eny ifotony hiatrika ny fiovanโny toetrandro.

Mandritra ny roa taona azo havaozina ny faharetanโity fifanaraham-piaraha-miasa ity, izay manamafy ny dingana fiarovana ny tontolo iainana ho anโny fandrosoana maharitra eto Madagasikara.
Date de publication : 29 juillet 2025