โ๏ธ๐ฅ๐๐ฑ๐ ๐ฎ๐บ๐ถ๐ปโ๐ป๐ ๐ฑ๐ผ๐ฟ๐ผ ๐๐ฎ๐ป๐ฒ๐๐ ๐๐ ๐ป๐ ๐ฑ๐ผ๐ฟ๐ผ ๐ฎ๐น๐ฎ : ๐๐ป๐ฑ๐ฟ๐ฎ๐ถ๐ธ๐ถ๐๐ฟ๐ฎ ๐ถ๐ผ๐บ๐ฏ๐ผ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ
EnvironnementLutte contre le feu

Ao anatinโny vanim-potoana maintany tanteraka isika izao, fotoana izay mampahazo vahana ny doro tanety. Hahafahana miatrika izany dia ๐บ๐ถ๐ฎ๐ฟ๐ฎ-๐บ๐ถ๐ฒ๐ป๐๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ฎ๐๐ผ๐ธ๐ผ๐ฎ ๐ป๐ ๐๐ผ๐บ๐ฝ๐ผ๐ปโ๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ฎ๐ถ๐ธ๐ถ๐๐ฟ๐ฎ ๐ถ๐๐ฎ๐ป-๐๐ผ๐ธ๐ผ๐ป๐ eny anivonโny faritra, manamafy ny fanentanana eny ifotony aminโny fisorohana ny afo sy ny fampahafantarana ny lalร na mifehy izany.

Ho anโny ๐ณ๐ฎ๐ฟ๐ถ๐๐ฟ๐ฎ ๐๐๐๐ถ๐บ๐ผ ๐๐ป๐ฑ๐ฟ๐ฒ๐ณ๐ฎ๐ป๐ฎ dia tao aminโny ๐๐ถ๐๐๐ฟ๐ถ๐ธ๐ฎ๐ปโ๐ถ ๐ ๐ผ๐ฟ๐ผ๐บ๐ฏ๐ฒ no nanatanterahana izany. Nifanome tanana nanatanteraka ny fanentanana ny teo anivonโny
#Distrika, ny
#DREDDAtsimoAndrefana, ny
#FaritraAtsimoAndrefana, ny
#DRAEAtsimoAndrefana, ny mpitarika ny
#DINABE ary ny Mpitandro ny filaminana.

Tanjona ny hanamafisana ny ๐ณ๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ฎ๐ถ๐๐ฎ๐ปโ๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ฎ๐ถ๐ธ๐ถ๐๐ฟ๐ ๐ป๐ ๐ฟ๐ฒ๐ต๐ฒ๐๐ฟ๐ฎ ๐ฎ๐บ๐ถ๐ปโ๐ป๐ ๐ฎ๐ฑ๐ ๐ฎ๐บ๐ถ๐ปโ๐ป๐ ๐ฑ๐ผ๐ฟ๐ผ ๐๐ฎ๐ป๐ฒ๐๐ ๐๐ ๐ฎ๐น๐ฎ.
Date de publication : 9 juillet 2025