๐๐ฏ๐ฌ๐ข๐ณ๐ข๐ง๐ข๐ฏ๐ต๐ด๐ช๐ฌ๐ข, 2 ๐ซ๐ฐ๐ญ๐ข๐บ 2025 – Hanamafisana ny ๐ฎ๐ฑ๐ ๐ฎ๐บ๐ถ๐ปโ๐ป๐ ๐ฎ๐ณ๐ผ dia tsy maintsy irosoana ny fampiasana ny teknolojia vaovao. Avy aminโny alalanโizy ireny no ahafahana ๐บ๐ถ๐๐ผ๐ฟ๐ผ๐ธ๐ฎ ๐ป๐ฎ ๐บ๐ฎ๐บ๐ฎ๐ป๐๐ฎ๐๐ฟ๐ฎ ๐บ๐ถ๐ฎ๐น๐ผ๐ต๐ฎ ๐ป๐ ๐๐ฟ๐ฎ๐ป๐ด๐ฎ ๐ณ๐ถ๐๐ถ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ฎ๐ณ๐ผ na doro tanety izany na doro ala.


Miroso tanteraka aminโizany fampiasana izany teknolojia izany ireo Fitaleavam-paritry ny Tontolo iainana sy ny Fandrosoana Lovainjafy (๐๐ฅ๐๐๐) ankehitriny. Nisitraka fampiofanana aminโny fampiasana ๐ฑ๐ฟ๐ผ๐ป๐ฒ sy ny fikirakirana ny ๐๐ฎ๐ฟ๐ถ๐๐ฎ๐ป๐ avy aminโny ๐๐ฎ๐ป๐ฎ๐ฏ๐ผ๐น๐ฎ๐ป๐ฎ iarahana aminโny ๐๐น๐ผ๐ฏ๐ฎ๐น ๐๐ผ๐ฟ๐ฒ๐๐ ๐ช๐ฎ๐๐ฐ๐ต, ireo teknisianina eo anivonโny
#DREDDSofia,
#DREDDDIANA,
#DIREDDBoenyBetsiboka,
#DREDDMelaky sy ireo mpitantana faritra Arovana ao anatinโny Faritra
#Sofia,
#DIANA,
#Melaky ary
#BoenyBetsiboka, ny 30 Jona hatraminโny 02 Jolay 2025, entina miady aminโny doro tanety sy ny doro ala.


Tao aminโny valanjavaboaharinโ Ankarafantsika no notanterahina ny fampiofanana ary ny Conservation Allies no nampiofana sy nanao tantsoroka izany


Tombony lehibe aminโny fampiasana ๐ฑ๐ฟ๐ผ๐ป๐ฒ ny ๐ณ๐ฎ๐ต๐ฎ๐ณ๐ฎ๐ต๐ฎ๐ป๐ฎ ๐บ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ผ ๐ณ๐ถ๐๐๐ถ๐ฟ๐ถ๐ต๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ฎ๐ฟ๐ฎ-๐ฝ๐ผ๐๐ผ๐ฎ๐ป๐ฎ, ary saritany avy aminโny ๐๐น๐ผ๐ฏ๐ฎ๐น ๐๐ผ๐ฟ๐ฒ๐๐ ๐ช๐ฎ๐๐ฐ๐ต dia ahafahana ๐บ๐ฎ๐บ๐ฎ๐ป๐๐ฎ๐๐ฟ๐ฎ ๐๐ฟ๐ฎ๐ป๐ด๐ฎ ๐ณ๐ฎ๐ป๐ถ๐บ๐ฏ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ป๐ ๐๐น๐ฎ ๐๐ ๐ป๐ ๐ณ๐ถ๐๐ถ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐๐ฒ๐ฏ๐ผ๐ธ๐ฎ ๐ฎ๐ณ๐ผ aminโny toerana iray ka manamora ny fandraisana fepetra haingana.