Ny fitiavan-tanindrazana mitarika fandrosoana

Ho fanamarihana ny fanombohana ofisialy ny fankalazana ny faha 65 taona niverenan’ny fahaleovan-tena dia niara-nientana tamin’ny rehetra nanatanteraka fananganan-tsaina manoloana ny lapan’ny tanàna eto Sainte-Marie niaraka tamin’ireo tompon-andraiki-panjakana, ny mpitandro ny filaminana ary ny mponina ny Minisitry ny Tontolo iainana sy ny Fandrosoana Lovainjafy, Andriamatoa Max Andonirina Fontaine.

́ ‘Ndao hiara-hientana isika hanangana ny Sainam-pirenena ho mariky ny fitiavan-tanindrazana.
Date de publication : 3 juin 2025