🌳⚠️Ao anatin’ny hetsika fanamafisana ny 𝗮𝗱𝘆 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗳𝗶𝘁𝗿𝗮𝗻𝗱𝗿𝗮𝗵𝗮𝗻𝗮 𝗮𝗻-𝘁𝘀𝗼𝗸𝗼𝘀𝗼𝗸𝗼 𝗻𝘆 𝗵𝗮𝗿𝗲𝗻𝗮 𝘃𝗼𝗮𝗷𝗮𝗻𝗮𝗵𝗮𝗿𝘆 𝘀𝘆 𝗻𝘆 𝘃𝗼𝗸𝗮𝘁𝗿𝘆 𝗻𝘆 𝗮𝗹𝗮 dia manohy hatrany ny 𝗳𝗮𝗻𝗮𝗿𝗮𝗵𝗮-𝗺𝗮𝘀𝗼 𝗻𝘆 𝗳𝗶𝘃𝗲𝘇𝗶𝘃𝗲𝘇𝗲𝗻’𝗻𝘆 𝘃𝗼𝗸𝗮𝘁𝗿𝘆 𝗻𝘆 𝗮𝗹𝗮 ny mpianala ao amin’ny 𝗕𝗿𝗶𝗴𝗮𝗱𝗲 𝗱𝗲 𝗖𝗼𝗻𝘁𝗿𝗼̂𝗹𝗲 𝗲𝘁 𝗱’𝗜𝗻𝘁𝗲𝗿𝘃𝗲𝗻𝘁𝗶𝗼𝗻 𝗱𝗲𝘀 𝗘𝗮𝘂𝘅 𝗲𝘁 𝗙𝗼𝗿𝗲̂𝘁𝘀 (#BICEF).🌳
🌳🌿Ankoatra ny fanaraha-maso dia mitondra 𝗳𝗮𝗻𝗲𝗻𝘁𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗶𝗿𝗲𝗼 𝗺𝗽𝗮𝗺𝗽𝗶𝗮𝘀𝗮 𝗻𝘆 𝗹𝗮𝗹𝗮𝗺-𝗽𝗶𝗿𝗲𝗻𝗲𝗻𝗮, indrindra ny mpitatitra ihany koa ireto Mpianala ireo mba hanaraka hatrany ny lalàna mifehy ny fitaterana ny vokatry ny ala.🌳
Date de publication : 5 mai 2025

Suivre d'autres actualités