Fanamafisana ny Fiara-miasa ho amin’ny Fitantanana Lovainjafy: Fifanarahana nosoniavina nandritra ny Salon Déchets 2025

𝗦𝗮𝗹𝗼𝗻 𝗗𝗲́𝗰𝗵𝗲𝘁𝘀 – 𝗔𝗹𝘁𝗲𝗿𝗻𝗮𝘁𝗶𝘃𝗲𝘀 𝗲́𝗰𝗼𝗹𝗼𝗴𝗶𝗾𝘂𝗲𝘀, 𝗮𝗻𝗱𝗶𝗮𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗵𝗮𝗿𝗼𝗮 17 – 18 𝑎𝑝𝑟𝑖𝑙𝑦 2025, 𝐻𝑜𝑡𝑒𝑙 𝐶𝑎𝑟𝑙𝑡𝑜𝑛 𝑀𝑎𝑑𝑎𝑔𝑎𝑠𝑐𝑎𝑟 – 𝐴𝑛𝑜𝑠𝑦 Ho fanamafisana ny fanomezan-danja ny fako sy ny fikajiana ny tontolo iainana dia nisy ny 𝗳𝗮𝗻𝗮𝗼𝘃𝗮𝗻-𝘁𝘀𝗼𝗻𝗶𝗮 𝗳𝗶𝗳𝗮𝗻𝗮𝗿𝗮𝗵𝗮𝗺-𝗽𝗶𝗮𝗿𝗮𝗵𝗮-𝗺𝗶𝗮𝘀𝗮 teo...
♻️🌿𝗦𝗮𝗹𝗼𝗻 𝗗𝗲́𝗰𝗵𝗲𝘁𝘀 – 𝗔𝗹𝘁𝗲𝗿𝗻𝗮𝘁𝗶𝘃𝗲𝘀 𝗲́𝗰𝗼𝗹𝗼𝗴𝗶𝗾𝘂𝗲𝘀, 𝗮𝗻𝗱𝗶𝗮𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗵𝗮𝗿𝗼𝗮 ♻️Harena ny fako !Andao homena fiainana faharoa🏡 📣Tanterahina manomboka androany 𝗮𝗹𝗮𝗸𝗮𝗺𝗶𝘀𝘆 𝟭𝟳 𝘀𝘆 𝘇𝗼𝗺𝗮 𝟭𝟴 𝗮𝗽𝗿𝗶𝗹𝘆, ao amin’ny 📌 𝗛𝗼𝘁𝗲𝗹 𝗖𝗮𝗿𝗹𝘁𝗼𝗻 𝗠𝗮𝗱𝗮𝗴𝗮𝘀𝗰𝗮𝗿 𝗔𝗻𝗼𝘀𝘆, ny « 𝗦𝗮𝗹𝗼𝗻 𝗗𝗲́𝗰𝗵𝗲𝘁𝘀 – 𝗔𝗹𝘁𝗲𝗿𝗻𝗮𝘁𝗶𝘃𝗲𝘀 𝗘𝗰𝗼𝗹𝗼𝗴𝗶𝗾𝘂𝗲𝘀 ». ♻️🌿Nanokatra tamin’ny tamin’ny fomba ofisialy izany androany maraina ny 𝗠𝗶𝗻𝗶𝘀𝗶𝘁𝗿𝘆 𝗻𝘆 𝗧𝗼𝗻𝘁𝗼𝗹𝗼 𝗶𝗮𝗶𝗻𝗮𝗻𝗮 𝘀𝘆 𝗻𝘆 𝗙𝗮𝗻𝗱𝗿𝗼𝘀𝗼𝗮𝗻𝗮 𝗟𝗼𝘃𝗮𝗶𝗻𝗷𝗮𝗳𝘆 #𝗠𝗘𝗗𝗗, 𝗻𝘆 𝗠𝗶𝗻𝗶𝘀𝗶𝘁𝗿𝘆 𝗻𝘆 𝗔𝗻𝗴𝗼𝘃𝗼 𝘀𝘆 𝗻𝘆 𝗔𝗸𝗼𝗿𝗮𝗻𝗮𝗳𝗼 #𝗠𝗘𝗛  𝗮𝗿𝘆 𝗻𝘆 𝗠𝗶𝗻𝗶𝘀𝗶𝘁𝗿𝘆 𝗻𝘆 𝗥𝗮𝗻𝗼, 𝗻𝘆 𝗙𝗮𝗻𝗮𝗱𝗶𝗼𝘃𝗮𝗻𝗮 𝗮𝗿𝘆 𝗻𝘆 𝗙𝗶𝗱𝗶𝗼𝘃𝗮𝗻𝗮 #𝗠𝗘𝗔𝗛. ♻️🌱Fizarana traikefa sy fahaiza-manao,  fifanakalozan-kevitra, tranoheva maherin’ny 30 ary fanentanana maro isan-karazany mahakasika ny fitantanana sy ny fanodinana ny fako sy ny fampiasana angovo madio no ho sitrahintsika ao anatin’ity hetsika ity. 👉✅️𝗧𝗦𝗬 𝗠𝗜𝗦𝗬 𝗩𝗜𝗗𝗜𝗠-𝗣𝗜𝗗𝗜𝗥𝗔𝗡𝗔

𝗦𝗮𝗹𝗼𝗻 𝗗𝗲́𝗰𝗵𝗲𝘁𝘀 – 𝗔𝗹𝘁𝗲𝗿𝗻𝗮𝘁𝗶𝘃𝗲𝘀 𝗲́𝗰𝗼𝗹𝗼𝗴𝗶𝗾𝘂𝗲𝘀, 𝗮𝗻𝗱𝗶𝗮𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗵𝗮𝗿𝗼𝗮 Harena ny fako !Andao homena fiainana faharoa Tanterahina manomboka androany 𝗮𝗹𝗮𝗸𝗮𝗺𝗶𝘀𝘆 𝟭𝟳 𝘀𝘆 𝘇𝗼𝗺𝗮 𝟭𝟴 𝗮𝗽𝗿𝗶𝗹𝘆, ao amin’ny 𝗛𝗼𝘁𝗲𝗹 𝗖𝗮𝗿𝗹𝘁𝗼𝗻 𝗠𝗮𝗱𝗮𝗴𝗮𝘀𝗰𝗮𝗿 𝗔𝗻𝗼𝘀𝘆, ny « 𝗦𝗮𝗹𝗼𝗻 𝗗𝗲́𝗰𝗵𝗲𝘁𝘀 – 𝗔𝗹𝘁𝗲𝗿𝗻𝗮𝘁𝗶𝘃𝗲𝘀...
𝗦𝗮𝗹𝗼𝗻 𝗗𝗲́𝗰𝗵𝗲𝘁𝘀 – 𝗔𝗹𝘁𝗲𝗿𝗻𝗮𝘁𝗶𝘃𝗲𝘀 𝗲́𝗰𝗼𝗹𝗼𝗴𝗶𝗾𝘂𝗲𝘀

𝗝-𝟮 𝗦𝗮𝗹𝗼𝗻 𝗗𝗲́𝗰𝗵𝗲𝘁𝘀 – 𝗔𝗹𝘁𝗲𝗿𝗻𝗮𝘁𝗶𝘃𝗲𝘀 𝗲́𝗰𝗼𝗹𝗼𝗴𝗶𝗾𝘂𝗲𝘀, 𝗮𝗻𝗱𝗶𝗮𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗵𝗮𝗿𝗼𝗮 Harena ny fako !Andao homena fiainana faharoa Aza adino ny fotoanantsika ny 𝗮𝗹𝗮𝗸𝗮𝗺𝗶𝘀𝘆 𝟭𝟳 𝘀𝘆 𝘇𝗼𝗺𝗮 𝟭𝟴 𝗮𝗽𝗿𝗶𝗹𝘆 hoavy izao, ao amin’ny 𝗛𝗼𝘁𝗲𝗹 𝗖𝗮𝗿𝗹𝘁𝗼𝗻 𝗠𝗮𝗱𝗮𝗴𝗮𝘀𝗰𝗮𝗿 𝗔𝗻𝗼𝘀𝘆. Tongava mitsidika ny « 𝗦𝗮𝗹𝗼𝗻...