par Naina Harilandy RANDRIANARIVONY | Juin 11, 2025
Nandray anjara tamin’ny diabe iraisana izay notanterahina androany 4 jona 2025 ny Minisiteran’ny Tontolo Iainana sy ny Fandrosoana Lovainjafy (#MEDD). Hetsika izay tafiditra ao anatin’ny fanamarihana ny faha-65 taona niverenan’ny Fahaleovan-tenan’i Madagasikara. « 𝘕𝘺...
par Naina Harilandy RANDRIANARIVONY | Juin 10, 2025
“𝘕𝘰𝘴𝘺 𝘩𝘰 𝘢𝘮𝘪𝘯’𝘯𝘺 𝘩𝘰𝘢𝘷𝘺 𝘵𝘴𝘺 𝘮𝘪𝘴𝘺 𝘧𝘢𝘯𝘥𝘰𝘵𝘰𝘢𝘯𝘢 𝘱𝘭𝘢𝘴𝘵𝘪𝘬𝘢” Olontsotra miisa 20 no nisitraka fiofanana mahakasika ny famokarana arina ekolojika tao Sainte-Marie, nandritra ny fanamarihana ny andro maneran-tany ho an’ny tontolo iainana. Zava-dehibe hoy Andriamatoa Minisitra...
par Naina Harilandy RANDRIANARIVONY | Juin 10, 2025
Sekoly anisan’ny efa manome lanja manokana ny fanabeazana ara-tontolo iainana ireo ankizy mpianatra ao aminy ny #EPPVohilava ao Sainte-Marie. Ao anatin’izao fanamarihana ny andro iraisam-pirenena ho an’ny tontolo iainana izao dia nitsidika ity sekoly ity Andriamatoa...
par Manitra RABENOMANANA | Juin 3, 2025
𝘚𝘢𝘪𝘯𝘵𝘦-𝘔𝘢𝘳𝘪𝘦, 2 𝘫𝘶𝘪𝘯 2025 – À l’occasion de la 𝗝𝗼𝘂𝗿𝗻𝗲́𝗲 𝗠𝗼𝗻𝗱𝗶𝗮𝗹𝗲 𝗱𝗲 𝗹’𝗘𝗻𝘃𝗶𝗿𝗼𝗻𝗻𝗲𝗺𝗲𝗻𝘁, Madagascar a franchi une étape décisive dans la préservation de son patrimoine naturel avec la 𝘀𝗶𝗴𝗻𝗮𝘁𝘂𝗿𝗲 𝗼𝗳𝗳𝗶𝗰𝗶𝗲𝗹𝗹𝗲 de la convention de financement pour la 𝗰𝗿𝗲́𝗮𝘁𝗶𝗼𝗻 𝗱𝗲 𝗹’𝗔𝗶𝗿𝗲 𝗠𝗮𝗿𝗶𝗻𝗲...
par Naina Harilandy RANDRIANARIVONY | Mai 27, 2025
Madagascar a officiellement lancé, ce mardi 20 mai 2025, l’élaboration de sa troisième 𝗖𝗼𝗻𝘁𝗿𝗶𝗯𝘂𝘁𝗶𝗼𝗻 𝗗𝗲́𝘁𝗲𝗿𝗺𝗶𝗻𝗲́𝗲 𝗮𝘂 𝗻𝗶𝘃𝗲𝗮𝘂 𝗡𝗮𝘁𝗶𝗼𝗻𝗮𝗹 (#𝗖𝗗𝗡𝟯), dans le cadre de l’𝗔𝗰𝗰𝗼𝗿𝗱 𝗱𝗲 𝗣𝗮𝗿𝗶𝘀 sur le climat. L’atelier de coordination, tenu à l’Hôtel Carlton d’Antananarivo, a réuni les...