par Naina Harilandy RANDRIANARIVONY | Sep 8, 2025
𝘛𝘰𝘭𝘪𝘢𝘳𝘢, 06 𝘚𝘦𝘱𝘵𝘢𝘮𝘣𝘳𝘢 2025 Tontosa tao 𝗧𝗼𝗹𝗶𝗮𝗿𝗮 ny fampahafantarana sy fandaniana ny « 𝗣𝗹𝗮𝗻 𝗱𝗲 𝗖𝗼𝗻𝘁𝗶𝗻𝗴𝗲𝗻𝗰𝗲 𝗳𝗲𝘂𝘅 𝗥𝗲́𝗴𝗶𝗼𝗻𝗮𝗹𝗲 » ho an’ny 𝗙𝗮𝗿𝗶𝘁𝗿𝗮 𝗔𝘁𝘀𝗶𝗺𝗼 𝗔𝗻𝗱𝗿𝗲𝗳𝗮𝗻𝗮. Paikady izay natao 𝗵𝗶𝘀𝗼𝗿𝗼𝗵𝗮𝗻𝗮, 𝗵𝗶𝘁𝗮𝗻𝘁𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗮𝗿𝘆 𝗵𝗶𝗮𝘁𝗿𝗲𝗵𝗮𝗻𝗮 ny loza ateraky ny 𝗱𝗼𝗿𝗼 𝘁𝗮𝗻𝗲𝘁𝘆 𝘀𝘆 𝗻𝘆 𝗱𝗼𝗿𝗼 𝗮𝗹𝗮....
par Naina Harilandy RANDRIANARIVONY | Sep 8, 2025
𝘚𝘢𝘮𝘣𝘢𝘷𝘢, 2–4 𝘚𝘦𝘱𝘵𝘢𝘮𝘣𝘳𝘢 2025 Tontosa tao amin’ny Distrikan’i Sambava ny fihaonan’ny IB-E (Implementation Board élargi) ao anatin’ny tetikasa FMH – Fitantanana Maharitra Holovainjafy. Ity Tetikasa ity izay mampihatra ny Biodiverse Landscapes Fund (BLF) eto Madagasikara,...
par Naina Harilandy RANDRIANARIVONY | Sep 3, 2025
Le Projet « Extension et Consolidation du Réseau d’Aires Marines Protégées de Madagascar », dénommé #𝗚𝗘𝗙𝟲𝗔𝗠𝗣𝘀, est un projet financé par le Fonds pour l’Environnement Mondial (#FEM), mis en exécution par le 𝗠𝗶𝗻𝗶𝘀𝘁𝗲̀𝗿𝗲 𝗱𝗲 𝗹’𝗘𝗻𝘃𝗶𝗿𝗼𝗻𝗻𝗲𝗺𝗲𝗻𝘁 𝗲𝘁 𝗱𝘂 𝗗𝗲́𝘃𝗲𝗹𝗼𝗽𝗽𝗲𝗺𝗲𝗻𝘁 𝗗𝘂𝗿𝗮𝗯𝗹𝗲...
par Naina Harilandy RANDRIANARIVONY | Août 14, 2025
Ny ankamaroan’ny 𝗺𝗽𝗶𝘇𝗮𝗵𝗮𝘁𝗮𝗻𝘆 eto amintsika sy ny avy any ivelany dia mitsidika 𝘃𝗮𝗹𝗮𝗻𝗷𝗮𝘃𝗮𝗯𝗼𝗮𝗵𝗮𝗿𝘆 avokoa, toerana izay mitahiry ireo karazana 𝗯𝗶𝗯𝘆 𝘀𝘆 𝘇𝗮𝘃𝗮𝗺𝗮𝗻𝗶𝗿𝘆 𝗺𝗮𝗿𝗼 𝗺𝗮𝗺𝗽𝗶𝗮𝘃𝗮𝗸𝗮 𝗮𝗻’𝗶 𝗠𝗮𝗱𝗮𝗴𝗮𝘀𝗶𝗸𝗮𝗿𝗮. Anisan’ny valanjavaboahary tena betsaka mpitsidika ny “𝗣𝗮𝗿𝗰 𝗻𝗮𝘁𝗶𝗼𝗻𝗮𝗹...
par Naina Harilandy RANDRIANARIVONY | Août 8, 2025
Ao anatin’ireo hetsika mandrafitra ny fihaonana an-tampony faha 45-n’ireo Filoham-panjakana sy Lehiben’ny Governemanta eo anivon’ny #SADC dia hodinihina mandritry ny famelabelaran-kevitra hatao eny amin’ny Grand Amphi FAC EGS ny Alakamisy...