par Naina Harilandy RANDRIANARIVONY | Déc 5, 2025
𝘛𝘴𝘪𝘩𝘰𝘮𝘣𝘦 – 𝘍𝘢𝘳𝘪𝘵𝘳𝘢 𝘈𝘯𝘥𝘳𝘰𝘺, 4 𝘥𝘦𝘴𝘢𝘮𝘣𝘳𝘢 2025 Manamafy ny andrimaso eny ifotony sy ny fiaraha-miasa hiadiana amin’ny fitrandrahana sokatra an-tsokosoko ny Minisiteran’ny Tontolo Iainana sy ny Fandrosoana Lovainjafy (#MEDD), ny Turtle Survival Alliance (#TSA), ny...
par Naina Harilandy RANDRIANARIVONY | Déc 4, 2025
𝘐𝘭𝘢𝘪𝘷𝘰𝘭𝘢 – 𝘐𝘷𝘢𝘵𝘰 – 3 𝘥𝘦𝘴𝘢𝘮𝘣𝘳𝘢 2025 Vokatry ny fampitam-baovao avy amin’ny olon-tsotra dia tra-tehakin’ny 𝗭𝗮𝗻𝗱𝗮𝗿𝗶𝗺𝗮𝗿𝗶𝗮𝗺-𝗽𝗶𝗿𝗲𝗻𝗲𝗻𝗮 avy ao amin’ny 𝗣𝗼𝘀𝘁𝗲 𝗔𝘃𝗮𝗻𝗰𝗲́ 𝗔𝗻𝗸𝗮𝗱𝗶𝗻𝗱𝗿𝗮𝘃𝗼𝗹𝗮 – Brigade Talatamaty anio maraina 𝘁𝗮𝗼 𝗮𝗻-𝘁𝗿𝗮𝗻𝗼𝗻𝗮 𝘁𝗲𝗿𝗮𝘁𝗮𝗻𝘆 𝘀𝗶𝗻𝗼𝗮 monina eny #Ilaivola...
par Naina Harilandy RANDRIANARIVONY | Déc 1, 2025
𝘕𝘢𝘯𝘪𝘴𝘢̀𝘯𝘢, 27 𝘯𝘰𝘷𝘦𝘮𝘣𝘳𝘦 2025 Le 𝗠𝗶𝗻𝗶𝘀𝘁𝗲̀𝗿𝗲 𝗱𝗲 𝗹’𝗘𝗻𝘃𝗶𝗿𝗼𝗻𝗻𝗲𝗺𝗲𝗻𝘁 𝗲𝘁 𝗱𝘂 𝗗𝗲́𝘃𝗲𝗹𝗼𝗽𝗽𝗲𝗺𝗲𝗻𝘁 𝗗𝘂𝗿𝗮𝗯𝗹𝗲 (#𝗠𝗘𝗗𝗗) a présenté, ce jeudi 27 novembre 2025 à Antananarivo, la 𝗺𝗶𝘀𝗲 𝗮̀ 𝗷𝗼𝘂𝗿 𝗼𝗳𝗳𝗶𝗰𝗶𝗲𝗹𝗹𝗲 𝗱𝘂 𝗚𝘂𝗶𝗱𝗲 𝗲𝘁 𝗱𝘂 𝗠𝗮𝗻𝘂𝗲𝗹 𝗱𝗲 𝗚𝗲𝘀𝘁𝗶𝗼𝗻 𝗱𝗲𝘀 𝗔𝗶𝗿𝗲𝘀 𝗣𝗿𝗼𝘁𝗲́𝗴𝗲́𝗲𝘀 de Madagascar. Cette restitution...
par Naina Harilandy RANDRIANARIVONY | Nov 25, 2025
Manoloana ny tranga fitrandrahana an-tsokosoko harena an-kibon’ny tany ao amin’ny 𝗙𝗮𝗿𝗶𝘁𝗿𝗮 𝗮𝗿𝗼𝘃𝗮𝗻𝗮 𝗭𝗮𝗵𝗮𝗺𝗲𝗻𝗮 dia nisy ny fihaonana maika notanterahin’ny 𝗢𝗠𝗖 𝗲́𝗹𝗮𝗿𝗴𝗶 𝘁𝗮𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗗𝗶𝘀𝘁𝗿𝗶𝗸𝗮𝗻’𝗶 𝗩𝗮𝘃𝗮𝘁𝗲𝗻𝗶𝗻𝗮 izay notarihan’ny Préfet Fenoarivo Atsinanana ary nahitana ny...
par Naina Harilandy RANDRIANARIVONY | Nov 25, 2025
𝘈𝘯𝘬𝘪𝘴𝘢𝘵𝘳𝘢 – 𝘔𝘢𝘪𝘯𝘵𝘪𝘳𝘢𝘯𝘰, 19 𝘯𝘰𝘷𝘢𝘮𝘣𝘳𝘢 2025 Vokatry ny fanomezam-baovao izay voarain’ny #DREDDMelaky dia 𝗕𝗼𝘁𝗿𝘆 𝗶𝗿𝗮𝘆 𝗲𝗼 𝗮𝗺-𝗽𝗮𝗻𝗼𝗻𝗱𝗿𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗵𝗮𝘇𝗼 𝗮𝗻-𝘁𝘀𝗼𝗸𝗼𝘀𝗼𝗸𝗼 tao amin’ny seranantsambo Ankalalobe Ampandikoara – ao amin’ny kaominina Ankisatra – Distrikan’i Maintirano, no...