par Naina Harilandy RANDRIANARIVONY | Jan 16, 2026
Ankazobe, 15 𝘫𝘢𝘯𝘰𝘢𝘳𝘺 2026 « 𝘐𝘻𝘢𝘺 𝘮𝘢𝘮𝘣𝘰𝘭𝘺 𝘩𝘢𝘻𝘰, 𝘮𝘢𝘯𝘰𝘮𝘦 𝘢𝘪𝘯𝘢 » Ao anatin’ny fotoana fanaovana 𝗳𝗮𝗺𝗯𝗼𝗹𝗲𝗻-𝗸𝗮𝘇𝗼 tanteraka isika amin’izao 𝘃𝗮𝗻𝗶𝗺-𝗽𝗼𝘁𝗼𝗮𝗻𝗮 𝗳𝗮𝗵𝗮𝘃𝗮𝗿𝗮𝘁𝗿𝗮 izao. Samy manana anjara andraikitra amin’izany avokoa isika rehetra ho fanarenana ny ala sy hikajiana ny...
par Naina Harilandy RANDRIANARIVONY | Jan 14, 2026
Ankoatra ny fambolen-kazo fanarenana ny ala dia zava-dehibe ihany koa ny fanaovana fambolen-kazo fanamaintsoana ny tanàna sy ny fambolen-kazo eny anivon’ny toeram-ponenana misy antsika eny. Azo atao tsara ny mamboly kafe, voamboana, letchis, canelle, manga eto...
par Naina Harilandy RANDRIANARIVONY | Jan 12, 2026
𝘔𝘢𝘩𝘢𝘫𝘢𝘯𝘨𝘢 𝘐𝘐, 9 𝘫𝘢𝘯𝘰𝘢𝘳𝘺 2026 “ 𝑰𝒛𝒂𝒚 𝒎𝒂𝒎𝒃𝒐𝒍𝒚 𝒉𝒂𝒛𝒐, 𝒎𝒂𝒏𝒐𝒎𝒆 𝒂𝒊𝒏𝒂 “ Fambolena zanakazo zanatany miisa 5000 tamin’ny velarantany mirefy 5 ha no nanombohana ny fambolen-kazo tao Mahajanga, izay notanterahina teny amin’ny Tobin’ala Marohogo ny 9 janoary 2026. Nitarika...
par Naina Harilandy RANDRIANARIVONY | Déc 26, 2025 | Non classé
TDR AC technicien agricole VF
par Naina Harilandy RANDRIANARIVONY | Déc 26, 2025 | Non classé
TDR AC forestier VF