par Naina Harilandy RANDRIANARIVONY | Mar 27, 2025
Fambolen-kazo tamin’ny velaran-tany 20ha izay notanterahina tao amin’ny kaominina Ankaramena no nanamarihana ny « Andro iraisam-pirenena ho an’ny ala » tao amin’ny Faritra Anôsy. Narahana fanentanana mahakasika ny fikajiana ny tontolo iainana, ny ady amin’ny doro ala...
par Naina Harilandy RANDRIANARIVONY | Mar 20, 2025
🌿🌱Le Ministre de l’Environnement et du Développement Durable (MEDD), M.Max Andonirina Fontaine, a inauguré une 𝗽𝗲́𝗽𝗶𝗻𝗶𝗲̀𝗿𝗲 𝘀𝗰𝗼𝗹𝗮𝗶𝗿𝗲 au sein de 𝗹’𝗘𝗰𝗼𝗹𝗲 𝗖𝗮𝘁𝗵𝗼𝗹𝗶𝗾𝘂𝗲 𝗙𝗶𝗹𝗹𝗲 𝗱𝗲 𝗠𝗮𝗿𝗶𝗲 𝗔𝘂𝘅𝗶𝗹𝗶𝗮𝘁𝗿𝗶𝗰𝗲 (𝗙𝗠𝗔) 𝗮̀ 𝗔𝗻𝗸𝗮𝘁𝗮𝗳𝗮𝗵𝗲𝗹𝘆, 𝗔𝗺𝗯𝗮𝗻𝗷𝗮. Cette initiative s’inscrit dans le cadre du...
par Naina Harilandy RANDRIANARIVONY | Mar 4, 2025
Face aux défis du changement climatique et de la déforestation, Madagascar et la République du Congo renforcent leur coopération pour la protection de l’environnement. Le 3 mars 2025, à l’occasion de la Journée africaine de l’Environnement et de la Journée Wangari...
par Manitra RABENOMANANA | Mar 3, 2025
Ho 𝗳𝗮𝗻𝗼𝗺𝗲𝘇𝗮𝗻𝗮 𝗲𝗻𝗱𝗿𝗶𝗸𝗮 𝗻𝘆 𝘁𝗮𝗻à𝗻𝗮 dia nanatanteraka 𝗳𝗮𝗺𝗯𝗼𝗹𝗲𝗻-𝗸𝗮𝘇𝗼 𝗺𝗮𝗻𝗮𝗺𝗼𝗿𝗼𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝘀𝗶𝘀𝗶𝗻’𝗮𝗿𝗮𝗯𝗲 ny mponina ao amin’ny K𝗮𝗼𝗺𝗶𝗻𝗶𝗻𝗮 𝗜𝗺𝗲𝗿𝗶𝗻𝗮 𝗜𝗺𝗮𝗱𝘆 – 𝗙𝗮𝗿𝗶𝘁𝗿𝗮 𝗔𝗺𝗼𝗿𝗼𝗻’𝗶 𝗠𝗮𝗻𝗶𝗮. 𝗟𝗮𝗹𝗮𝗻𝗮 𝗺𝗶𝗿𝗲𝗳𝘆 𝟰,𝟱𝗸𝗺, namboarin’ny Fokonolona, mampitohy ny fokontany miisa...
par Manitra RABENOMANANA | Mar 3, 2025
Nanatanteraka 𝗳𝗮𝗺𝗯𝗼𝗹𝗲𝗻-𝗸𝗮𝘇𝗼 tao amin’ny 𝗳𝗮𝗿𝗶𝘁𝗿’𝗮𝗹𝗮 𝘁𝗮𝗻𝘁𝗮𝗻𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗩𝗼𝗻𝗱𝗿𝗼𝗻’𝗼𝗹𝗼𝗻𝗮 𝗶𝗳𝗼𝘁𝗼𝗻𝘆 (𝗩𝗢𝗜) 𝗠𝗮𝗶𝗻𝘁𝗶𝗻𝗮𝗻𝗱𝗿𝘆 𝗠𝗶𝗸𝗼𝗹𝗼 𝗮𝗼 𝗠𝗮𝗻𝗱𝗿𝗮𝗶𝗹𝗮𝗻𝗶𝘁𝗿𝗮, Kaominina 𝗞𝗶𝗮𝗻𝗷𝗮𝗻𝗱𝗿𝗮𝗸𝗲𝗳𝗶𝗻𝗮, 𝗗𝗶𝘀𝘁𝗿𝗶𝗸𝗮𝗻’𝗔𝗺𝗯𝗼𝘀𝗶𝘁𝗿𝗮 𝗻𝘆 𝗙𝗮𝗿𝗶𝗺𝗯𝗼𝗻’𝗻𝘆 𝗧𝘀𝗮𝗻𝘁𝘀𝗮𝗵𝗮 𝗮𝗼 𝗜𝗺𝗮𝗱𝗶𝗮𝗹𝗮, izay...