par Naina Harilandy RANDRIANARIVONY | Jan 20, 2026
Fotoana tena tsara anaovana fambolen-kazo izao vanim-potoana fahavaratra izao satria mahazo rano tsara ireo zanakazo ka mampalaky ny fitomboany. Efa misokatra ny fizarana zanakazo eo anivon’ny #𝗗𝗥𝗘𝗗𝗗_𝗜𝗵𝗼𝗿𝗼𝗺𝗯𝗲 ho antsika izay maniry hanatanteraka fambolen-kazo sy...
par Naina Harilandy RANDRIANARIVONY | Jan 20, 2026
Misokatra ny manomboka ny 𝗮𝗹𝗮𝗿𝗼𝗯𝗶𝗮 𝟮𝟭 𝗷𝗮𝗻𝗼𝗮𝗿𝘆 𝟮𝟬𝟮𝟲 izao ny fizarana zanakazo ao amin’ny 𝘁𝗮𝗻𝗶𝗻-𝗷𝗮𝗻𝗮𝗸𝗮𝘇𝗼𝗻’𝗻𝘆 𝗗𝗥𝗘𝗗𝗗 𝗔𝗹𝗮𝗼𝘁𝗿𝗮 𝗠𝗮𝗻𝗴𝗼𝗿𝗼 ao 𝗠𝗶𝗮𝗱𝗮𝗽𝗮𝗼𝗻𝗶𝗻𝗮 – 𝗞𝗮𝗼𝗺𝗶𝗻𝗶𝗻𝗮 𝗔𝗺𝗯𝗮𝗻𝗱𝗿𝗶𝗸𝗮. Asaina arak’izany isika izay efa nanao famandrihana sy izay maniry hisitraka zanakazo hanatona eny...
par Naina Harilandy RANDRIANARIVONY | Jan 20, 2026
𝘔𝘢𝘳𝘰𝘧𝘢𝘯𝘥𝘪𝘭𝘪𝘢 – 𝘔𝘰𝘳𝘰𝘯𝘥𝘢𝘷𝘢, 17 𝘫𝘢𝘯𝘰𝘢𝘳𝘺 2026 Fambolena zanakazo miisa 12.600 tamin’ny velaran-tany mirefy 9,6 ha tao amin’ny fokontany #Marofandilia no nanombohana ny fambolen-kazo tao amin’ny faritra Menabe ny 17 janoary 2026, izay notarihan’ny #DREDDMenabe sy ny...
par Naina Harilandy RANDRIANARIVONY | Jan 19, 2026
𝘒𝘪𝘢𝘯𝘫𝘢𝘷𝘢𝘵𝘰 – 16 𝘫𝘢𝘯𝘷𝘪𝘦𝘳 2026 Le projet 𝗙𝗢𝗟𝗨𝗥 𝗠𝗮𝗱𝗮𝗴𝗮𝘀𝗰𝗮𝗿 est mis en œuvre par le 𝗠𝗶𝗻𝗶𝘀𝘁𝗲̀𝗿𝗲 𝗱𝗲 𝗹’𝗘𝗻𝘃𝗶𝗿𝗼𝗻𝗻𝗲𝗺𝗲𝗻𝘁 𝗲𝘁 𝗱𝘂 𝗗𝗲́𝘃𝗲𝗹𝗼𝗽𝗽𝗲𝗺𝗲𝗻𝘁 𝗗𝘂𝗿𝗮𝗯𝗹𝗲 (#MEDD) et le 𝗠𝗶𝗻𝗶𝘀𝘁𝗲̀𝗿𝗲 𝗱𝗲 𝗹’𝗔𝗴𝗿𝗶𝗰𝘂𝗹𝘁𝘂𝗿𝗲 𝗲𝘁 𝗱𝗲 𝗹’𝗘́𝗹𝗲𝘃𝗮𝗴𝗲 (#MINAE), sous le financement du 𝗚𝗹𝗼𝗯𝗮𝗹 𝗘𝗻𝘃𝗶𝗿𝗼𝗻𝗺𝗲𝗻𝘁 𝗙𝗮𝗰𝗶𝗹𝗶𝘁𝘆...
par Naina Harilandy RANDRIANARIVONY | Jan 19, 2026
𝘈𝘯𝘵𝘢𝘯𝘢𝘯𝘢𝘳𝘪𝘷𝘰 – 17 𝘫𝘢𝘯𝘷𝘪𝘦𝘳 2026 Le 𝗠𝗶𝗻𝗶𝘀𝘁𝗲̀𝗿𝗲 𝗱𝗲 𝗹’𝗘𝗻𝘃𝗶𝗿𝗼𝗻𝗻𝗲𝗺𝗲𝗻𝘁 𝗲𝘁 𝗱𝘂 𝗗𝗲́𝘃𝗲𝗹𝗼𝗽𝗽𝗲𝗺𝗲𝗻𝘁 𝗗𝘂𝗿𝗮𝗯𝗹𝗲, a participé à 𝗹’𝗔𝘀𝘀𝗲𝗺𝗯𝗹𝗲́𝗲 𝗚𝗲́𝗻𝗲́𝗿𝗮𝗹𝗲 𝗱𝗲 𝗹𝗮 𝗖𝗼𝗺𝗺𝗶𝘀𝘀𝗶𝗼𝗻 𝗝𝘂𝘀𝘁𝗶𝗰𝗲 𝗲𝘁 𝗣𝗮𝗶𝘅 𝗱𝗲 𝗹𝗮 𝗖𝗼𝗻𝗳𝗲́𝗿𝗲𝗻𝗰𝗲 𝗘́𝗽𝗶𝘀𝗰𝗼𝗽𝗮𝗹𝗲 𝗱𝗲 𝗠𝗮𝗱𝗮𝗴𝗮𝘀𝗰𝗮𝗿, en partenariat avec #CRS. Ce rassemblement a permis...