par Naina Harilandy RANDRIANARIVONY | Avr 29, 2025
Dingana lehibe no vitantsika tamin’ny fanatanterahana ny 𝗳𝗮𝗺𝗯𝗼𝗹𝗲𝗻-𝗸𝗮𝘇𝗼. Ny 𝗳𝗮𝗻𝗮𝗿𝗮𝗵𝗮-𝗺𝗮𝘀𝗼 𝘀𝘆 𝗻𝘆 𝗳𝗶𝗸𝗮𝗷𝗶𝗮𝗻𝗮 azy anefa no antoka ho amin’ny 𝗳𝗮𝗵𝗼𝗺𝗯𝗶𝗮𝘇𝗮𝗻’𝗶𝘇𝘆 𝗶𝗿𝗲𝗻𝘆 An’tapitrisany ny hazo volentsika manerana an’i Madagasikara isan-taona. Mba 𝗵𝗮𝗵𝗮𝘇𝗼𝗮𝗻𝘁𝘀𝗶𝗸𝗮 𝗮𝗻𝘁𝗼𝗸𝗮 𝗳𝗮 𝘁𝗲𝗻𝗮...
par Naina Harilandy RANDRIANARIVONY | Avr 1, 2025
🌿Amin’ny maha 𝗠𝗶𝗻𝗶𝘀𝗶𝘁𝗿𝗮 𝗺𝗽𝗶𝗮𝗵𝘆 𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗿𝗶𝘁𝗿𝗮 𝗠𝗲𝗹𝗮𝗸𝘆 an-Andriamatoa Minisitra Max Andonirina Fontaine, dia tonga nitarika ny 𝗹𝗮𝗻𝗼𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗼𝗳𝗶𝘀𝗶𝗮𝗹𝘆 𝗳𝗮𝗺𝗲𝘁𝗿𝗮𝗵𝗮𝗻𝗮 𝘀𝗮𝗺𝗯𝗼𝗮𝗱𝗶𝗻’𝗶𝗿𝗲𝗼 𝗕𝗲𝗻’𝗻𝘆 𝘁𝗮𝗻𝗮̀𝗻𝗮 ao amin’ny 𝗗𝗶𝘀𝘁𝗿𝗶𝗸𝗮𝗻’𝗶 𝗠𝗮𝗶𝗻𝘁𝗶𝗿𝗮𝗻𝗼 𝘀𝘆 𝗠𝗼𝗿𝗮𝗳𝗲𝗻𝗼𝗯𝗲 ny tenany...
par Naina Harilandy RANDRIANARIVONY | Mar 27, 2025
Fambolen-kazo tamin’ny velaran-tany 20ha izay notanterahina tao amin’ny kaominina Ankaramena no nanamarihana ny « Andro iraisam-pirenena ho an’ny ala » tao amin’ny Faritra Anôsy. Narahana fanentanana mahakasika ny fikajiana ny tontolo iainana, ny ady amin’ny doro ala...
par Naina Harilandy RANDRIANARIVONY | Mar 20, 2025
🌿🌱Le Ministre de l’Environnement et du Développement Durable (MEDD), M.Max Andonirina Fontaine, a inauguré une 𝗽𝗲́𝗽𝗶𝗻𝗶𝗲̀𝗿𝗲 𝘀𝗰𝗼𝗹𝗮𝗶𝗿𝗲 au sein de 𝗹’𝗘𝗰𝗼𝗹𝗲 𝗖𝗮𝘁𝗵𝗼𝗹𝗶𝗾𝘂𝗲 𝗙𝗶𝗹𝗹𝗲 𝗱𝗲 𝗠𝗮𝗿𝗶𝗲 𝗔𝘂𝘅𝗶𝗹𝗶𝗮𝘁𝗿𝗶𝗰𝗲 (𝗙𝗠𝗔) 𝗮̀ 𝗔𝗻𝗸𝗮𝘁𝗮𝗳𝗮𝗵𝗲𝗹𝘆, 𝗔𝗺𝗯𝗮𝗻𝗷𝗮. Cette initiative s’inscrit dans le cadre du...
par Naina Harilandy RANDRIANARIVONY | Mar 4, 2025
Face aux défis du changement climatique et de la déforestation, Madagascar et la République du Congo renforcent leur coopération pour la protection de l’environnement. Le 3 mars 2025, à l’occasion de la Journée africaine de l’Environnement et de la Journée Wangari...