par Naina Harilandy RANDRIANARIVONY | Sep 18, 2025
“𝘔𝘪𝘢𝘪𝘯𝘨𝘢 𝘢𝘮𝘪𝘯’𝘯𝘺 𝘴𝘪𝘢𝘯𝘴𝘢 𝘢𝘳𝘺 𝘮𝘪𝘱𝘢𝘬𝘢 𝘢𝘮𝘪𝘯’𝘯𝘺 𝘢𝘴𝘢 𝘮𝘢𝘯𝘦𝘳𝘢𝘯-𝘵𝘢𝘯𝘺” Feno 40 taona amin’ity taona 2025 ity ny fiaraha-mientan’izao tontolo izao nanaovana ezaka iarovana sy namerenana amin’ny laoniny ny sosona ôzôna. Miara-mientana ao anatin’izany hetsika izany i Madagasikara....