par Manitra RABENOMANANA | Juin 3, 2025
“𝘕𝘰𝘴𝘺 𝘩𝘰 𝘢𝘮𝘪𝘯’𝘯𝘺 𝘩𝘰𝘢𝘷𝘺 𝘵𝘴𝘺 𝘮𝘪𝘴𝘺 𝘧𝘢𝘯𝘥𝘰𝘵𝘰𝘢𝘯𝘢 𝘱𝘭𝘢𝘴𝘵𝘪𝘬𝘢” Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy eto amin’ny 𝗡𝗼𝘀𝘆 𝗦𝗮𝗶𝗻𝘁𝗲-𝗠𝗮𝗿𝗶𝗲 ny fanamarihana ny 𝗔𝗻𝗱𝗿𝗼 𝗺𝗮𝗻𝗲𝗿𝗮𝗻-𝘁𝗮𝗻𝘆 𝗵𝗼 𝗮𝗻’𝗻𝘆 𝘁𝗼𝗻𝘁𝗼𝗹𝗼 𝗶𝗮𝗶𝗻𝗮𝗻𝗮 Ny 𝟮–𝟯-𝟰 𝗷𝗼𝗻𝗮 𝟮𝟬𝟮𝟱 no hanatanterahana izany amin’ny alalan’ny hetsika fanentananana...
par Manitra RABENOMANANA | Mai 15, 2025
par Naina Harilandy RANDRIANARIVONY | Mai 6, 2025
Le navire 𝑷𝒍𝒂𝒔𝒕𝒊𝒄 𝑶𝒅𝒚𝒔𝒔𝒆𝒚 a accosté au port de 𝗧𝗼𝗮𝗺𝗮𝘀𝗶𝗻𝗮 dans le cadre de l’ 𝗘𝘅𝗽𝗲́𝗱𝗶𝘁𝗶𝗼𝗻 𝗣𝗹𝗮𝘀𝘁𝗶𝗾𝘂𝗲 𝗢𝗰𝗲́𝗮𝗻 𝗜𝗻𝗱𝗶𝗲𝗻 (𝗘𝘅𝗣𝗟𝗢𝗜), un projet régional porté par la Commission de l’océan Indien – Indian Ocean Commission (#𝗖𝗢𝗜). Cette initiative vise à promouvoir des...
par Naina Harilandy RANDRIANARIVONY | Mai 5, 2025
#NosyBe dia anisan’ireo toerana manintona mpizahatany indrindra eto Madagasikara noho ny hakanton’ny torapasika, ny haran-dranomasina ary ny hakanton’ny #zavaboahary. Saingy miatrika olana goavana amin’ny fitantanana ny fako, indrindra ireo fako plastika sy fako...
par Naina Harilandy RANDRIANARIVONY | Avr 22, 2025
Tanterahina ao amin’ny kianja Barea-Mahamasina ny 16-17-18 aprily 2025 ny « Herinandro nasionalin’ny Rano. Fotoana anamafisana ny maha-zava-dehibe ny rano sy ny fiaraha-mientana amin’ny fitantanana maharitra azy. Manasa antsika hitsidika ny tranohevan’ny...