par Naina Harilandy RANDRIANARIVONY | Juin 19, 2025
Tontosa omaly Alatsinainy 16 jona 2025 ny fihaonana teo amin’ireo Loholon’i Madagasikara sy ireo mpikambana ao amin’ny Governemanta izay tarihan’Andriamatoa NTSAY Christian, Praiminisitra Lehiben’ny Governemanta. Nanotrona ity fihaonana...
par Naina Harilandy RANDRIANARIVONY | Juin 11, 2025
Nandray anjara tamin’ny diabe iraisana izay notanterahina androany 4 jona 2025 ny Minisiteran’ny Tontolo Iainana sy ny Fandrosoana Lovainjafy (#MEDD). Hetsika izay tafiditra ao anatin’ny fanamarihana ny faha-65 taona niverenan’ny Fahaleovan-tenan’i Madagasikara. « 𝘕𝘺...
par Naina Harilandy RANDRIANARIVONY | Juin 10, 2025
Sekoly anisan’ny efa manome lanja manokana ny fanabeazana ara-tontolo iainana ireo ankizy mpianatra ao aminy ny #EPPVohilava ao Sainte-Marie. Ao anatin’izao fanamarihana ny andro iraisam-pirenena ho an’ny tontolo iainana izao dia nitsidika ity sekoly ity Andriamatoa...
par Manitra RABENOMANANA | Juin 3, 2025
𝘚𝘢𝘪𝘯𝘵𝘦-𝘔𝘢𝘳𝘪𝘦, 2 𝘫𝘶𝘪𝘯 2025 – À l’occasion de la 𝗝𝗼𝘂𝗿𝗻𝗲́𝗲 𝗠𝗼𝗻𝗱𝗶𝗮𝗹𝗲 𝗱𝗲 𝗹’𝗘𝗻𝘃𝗶𝗿𝗼𝗻𝗻𝗲𝗺𝗲𝗻𝘁, Madagascar a franchi une étape décisive dans la préservation de son patrimoine naturel avec la 𝘀𝗶𝗴𝗻𝗮𝘁𝘂𝗿𝗲 𝗼𝗳𝗳𝗶𝗰𝗶𝗲𝗹𝗹𝗲 de la convention de financement pour la 𝗰𝗿𝗲́𝗮𝘁𝗶𝗼𝗻 𝗱𝗲 𝗹’𝗔𝗶𝗿𝗲 𝗠𝗮𝗿𝗶𝗻𝗲...
par Manitra RABENOMANANA | Juin 3, 2025
« Une île pour un avenir sans pollution plastique » 🌊🐳 À l’occasion de la Journée mondiale de l’environnement, un défi ambitieux a été lancé : faire de Sainte-Marie une ville modèle sans plastique. 🌿 Un débat en table ronde a réuni différents responsables afin...