🎉 “Jeux de Melaky sy Festival Barea: Fampirantiana kolontsaina, fanatanjahantena ary fiarovana ny tontolo iainana”

🎉 “Jeux de Melaky sy Festival Barea: Fampirantiana kolontsaina, fanatanjahantena ary fiarovana ny tontolo iainana”

𝘔𝘢𝘪𝘯𝘵𝘪𝘳𝘢𝘯𝘰 29 𝘢𝘰𝘨𝘰𝘴𝘪𝘵𝘳𝘢 2025 – Lanonana roa sosona no notanterahina tao 𝗠𝗮𝗶𝗻𝘁𝗶𝗿𝗮𝗻𝗼 – 𝗙𝗮𝗿𝗶𝘁𝗿𝗮 𝗠𝗲𝗹𝗮𝗸𝘆, ny faran’ny herinandro teo : 𝗳𝗮𝗻𝗼𝗸𝗮𝗳𝗮𝗻𝗮 𝗼𝗳𝗶𝘀𝗶𝗮𝗹𝘆 ny “𝗝𝗲𝘂𝘅 𝗱𝗲 𝗠𝗲𝗹𝗮𝗸𝘆” 𝘢𝘯𝘥𝘪𝘢𝘯𝘺 𝘧𝘢𝘩𝘢-36 sy ny “𝗙𝗲𝘀𝘁𝗶𝘃𝗮𝗹 𝗕𝗮𝗿𝗲𝗮” 𝘢𝘯𝘥𝘪𝘢𝘯𝘺 𝘷𝘰𝘢𝘭𝘰𝘩𝘢𝘯𝘺. Izy roa ireo dia 𝗵𝗲𝘁𝘀𝗶𝗸𝗮 𝗮𝗿𝗮-𝗸𝗼𝗹𝗼𝗻𝘁𝘀𝗮𝗶𝗻𝗮...
🌳🌳🌳 𝗥𝗲𝗷𝗼𝗶𝗴𝗻𝗲𝘇 𝗹’𝗲́𝗾𝘂𝗶𝗽𝗲 𝗱𝘂 𝗽𝗿𝗼𝗷𝗲𝘁 𝗚𝗘𝗙𝟲-𝗔𝗠𝗣𝘀

🌳🌳🌳 𝗥𝗲𝗷𝗼𝗶𝗴𝗻𝗲𝘇 𝗹’𝗲́𝗾𝘂𝗶𝗽𝗲 𝗱𝘂 𝗽𝗿𝗼𝗷𝗲𝘁 𝗚𝗘𝗙𝟲-𝗔𝗠𝗣𝘀

Le Projet « Extension et Consolidation du Réseau d’Aires Marines Protégées de Madagascar », dénommé #𝗚𝗘𝗙𝟲𝗔𝗠𝗣𝘀, est un projet financé par le Fonds pour l’Environnement Mondial (#FEM), mis en exécution par le 𝗠𝗶𝗻𝗶𝘀𝘁𝗲̀𝗿𝗲 𝗱𝗲 𝗹’𝗘𝗻𝘃𝗶𝗿𝗼𝗻𝗻𝗲𝗺𝗲𝗻𝘁 𝗲𝘁 𝗱𝘂 𝗗𝗲́𝘃𝗲𝗹𝗼𝗽𝗽𝗲𝗺𝗲𝗻𝘁 𝗗𝘂𝗿𝗮𝗯𝗹𝗲...
𝐘𝐎𝐊𝐎𝐇𝐀𝐌𝐀, 𝐉𝐀𝐏𝐀𝐍𝐀 : 𝐍𝐈𝐒𝐎𝐊𝐀𝐓𝐑𝐀 𝐓𝐀𝐌𝐈𝐍’𝐍𝐘 𝐅𝐎𝐌𝐁𝐀 𝐎̂𝐅𝐈𝐒𝐈𝐀𝐋𝐘 𝐍𝐘 𝐓𝐈𝐂𝐀𝐃 𝟗

𝐘𝐎𝐊𝐎𝐇𝐀𝐌𝐀, 𝐉𝐀𝐏𝐀𝐍𝐀 : 𝐍𝐈𝐒𝐎𝐊𝐀𝐓𝐑𝐀 𝐓𝐀𝐌𝐈𝐍’𝐍𝐘 𝐅𝐎𝐌𝐁𝐀 𝐎̂𝐅𝐈𝐒𝐈𝐀𝐋𝐘 𝐍𝐘 𝐓𝐈𝐂𝐀𝐃 𝟗

𝑳𝙖𝒑𝙖𝒏’𝒊 𝑴𝙖𝒉𝙖𝒛𝙤𝒂𝙧𝒊𝙫𝒐 [𝙁𝒂𝙝𝒂-20 𝙖𝒐𝙜𝒐𝙨𝒊𝙩𝒓𝙖 2025] Nisokatra tamin’ny fomba ôfisialy teto Yokohama, Japana androany, ny TICAD-9. Fihaonambe iraisampirenena ahitana ny fandraisan’anjaran’ireo Filoham-panjakana sy Lehiben’ny Governemanta, ary solontena ambony avy amin’ireo...
𝐅𝐢𝐬𝐨𝐤𝐚𝐟𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐅𝐢𝐥𝐚𝐧𝐤𝐞𝐯𝐢𝐭𝐫𝐲 𝐧𝐲 𝐌𝐢𝐧𝐢𝐬𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐒𝐀𝐃𝐂 𝐞𝐭𝐨 𝐀𝐧𝐭𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚𝐫𝐢𝐯𝐨 𝐬𝐲 𝐟𝐚𝐦𝐢𝐧𝐝𝐫𝐚𝐦-𝐩𝐢𝐭𝐚𝐧𝐭𝐚̀𝐧𝐚𝐧𝐚

𝐅𝐢𝐬𝐨𝐤𝐚𝐟𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐅𝐢𝐥𝐚𝐧𝐤𝐞𝐯𝐢𝐭𝐫𝐲 𝐧𝐲 𝐌𝐢𝐧𝐢𝐬𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐒𝐀𝐃𝐂 𝐞𝐭𝐨 𝐀𝐧𝐭𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚𝐫𝐢𝐯𝐨 𝐬𝐲 𝐟𝐚𝐦𝐢𝐧𝐝𝐫𝐚𝐦-𝐩𝐢𝐭𝐚𝐧𝐭𝐚̀𝐧𝐚𝐧𝐚

Antananarivo, 12 Aogositra 2025 – Nisokatra androany teto Antananarivo, renivohitr’i Madagasikara ny Filankevitry ny Minisitry ny SADC, izay enti-manomana ny fihaonana an-tampony faha-45n’ireo Filoham-panjakana sy lehiben’ny Governemanta. Nandray ny fitantanana...