par Naina Harilandy RANDRIANARIVONY | Oct 7, 2025
Fanentanana amin’ny ady amin’ny doro tanety sy ny doro ala tao amin’ny kaominina Anjoman’Ankona – distrikan’i Manandriana. Nampahafantarina ny mponina nadritra ny hetsika fanentanana izay notanterahina tao amin’ny kaominina Anjoman’Ankona ny...
par Naina Harilandy RANDRIANARIVONY | Oct 7, 2025
𝘒𝘢𝘰𝘮𝘪𝘯𝘪𝘯𝘢 𝘈𝘯𝘵𝘢𝘯𝘪𝘮𝘰𝘳𝘢 𝘚𝘶𝘥 – 𝘍𝘢𝘳𝘪𝘵𝘳𝘢 𝘈𝘯𝘥𝘳𝘰𝘺, 17 𝘴𝘦𝘱𝘵𝘢𝘮𝘣𝘳𝘢 2025 Natolotra tamin’ny fomba ofisialy ny VOI Agnalave Miray Hina ny boky mirakitra ny fanekena fampindram-pitantanana ny harena voajanahary azo havaozina manodidina ny faritra arovana Angavo. Tao amin’ny...
par Naina Harilandy RANDRIANARIVONY | Sep 23, 2025
Nisitraka fampiofanana mahakasika ny fitiliana mialoha sy ny fanaraha-maso ireo singa mpanimba ny sosona ôzôna ny mpiasan’ny Fadintseranana sy ireo Polisin’ny Tontolo iainana (#OPJE) eo anivon’ny Fitaleavam-paritry ny Tontolo iainana sy ny Fandrosoana Lovainjafy...
par Naina Harilandy RANDRIANARIVONY | Sep 23, 2025
Fokonolona miisa 4 400 tao amin’ny fokontany 10 ao amin’ny kaominina Soavina, ary mponina miisa 1 600 avy amin’ny fokontany 8 ao amin’ny kaominina Ambondromisotra no nandray anjara tamin’ny fanentanana amin’ny ady amin’ny doro tanety izay notanterahin’ny...