par Naina Harilandy RANDRIANARIVONY | Déc 16, 2025
Teny amin’ny Ministeran’ny Raharaham-bahiny Anosy no nanamarihana ny fankalazana ny andro iraisam-pirenena amin’ny Ady amin’ny Kolikoly izay notanterahina androany 9 desambra 2025. Niompana manokana tamin’ny lohahevitra «𝘔𝘪𝘢𝘳𝘢𝘬𝘢 𝘢𝘮𝘪𝘯’𝘯𝘺 𝘵𝘢𝘯𝘰𝘳𝘢 𝘢𝘮𝘪𝘯’𝘯𝘺 𝘢𝘥𝘺 𝘢𝘮𝘪𝘯’𝘯𝘺...