par Naina Harilandy RANDRIANARIVONY | Juin 19, 2025 | Actualité
par Naina Harilandy RANDRIANARIVONY | Juin 19, 2025
Ny taona 2024 ny DREDD Atsinanana no nanomboka namelona indray ireo kianja maitso eto Toamasina. Hita nanomboka teo fa nanatsara ny endriky ny tanàna izy ireny ary nitondra tombon-tsoa ara-tontolo iainana sy ara-pahasalamana. Maro amintsika ohatra ny miala sasatra na...
par Naina Harilandy RANDRIANARIVONY | Juin 19, 2025
𝘈𝘨𝘯𝘰𝘳𝘰𝘵𝘴𝘢𝘯𝘨𝘢𝘯𝘢, 14 𝘑𝘰𝘯𝘢 2025 — Notanterahina ny 12 ka hatramin’ny 14 Jona 2025 lasa teo tao Ambanja ny atrikasa rejionaly nanaovana tombana ny zavabita sy handrindrana ny asa eo anivon’ny tetikasa PCD2 Honko Mamelonjafy any amin’ny tapany avaratr’i Madagasikara....
par Naina Harilandy RANDRIANARIVONY | Juin 19, 2025
Mifamatotra akaiky ny fiarovana ny harena voajanahary sy ny fanajàna ny fomba amam-panao nentim-paharazana. Hahafahana mampiroborobo izany dia nisy ny fanadihadiana nataon’ny #DREDDMenabe sy ny tetikasa #S2NAP izay notanterahina tao amin’ny fokontany dimy ahitana ala...
par Naina Harilandy RANDRIANARIVONY | Juin 19, 2025
𝘈𝘯𝘬𝘢𝘳𝘢𝘧𝘢𝘯𝘵𝘴𝘪𝘬𝘢, 13 𝘫𝘰𝘯𝘢 2025 – Ho fanamafisana ny fiarovana ny 𝘃𝗮𝗹𝗮𝗻𝗷𝗮𝘃𝗮𝗯𝗼𝗮𝗵𝗮𝗿𝗶𝗻’𝗔𝗻𝗸𝗮𝗿𝗮𝗳𝗮𝗻𝘁𝘀𝗶𝗸𝗮 dia nanatanteraka fihaonana tamin’ny mponina manodidina ity 𝗳𝗮𝗿𝗶𝘁𝗿𝗮 𝗮𝗿𝗼𝘃𝗮𝗻𝗮 ity ny 𝗗𝗜𝗥𝗘𝗗𝗗 𝗕𝗼𝗲𝗻𝘆-𝗕𝗲𝘁𝘀𝗶𝗯𝗼𝗸𝗮, 𝗻𝘆 𝗠𝗮𝗱𝗮𝗴𝗮𝘀𝗰𝗮𝗿 𝗡𝗮𝘁𝗶𝗼𝗻𝗮𝗹 𝗣𝗮𝗿𝗸𝘀, 𝗶𝗿𝗲𝗼...