💚 Tontolo iainana madio sy mirindra: Fandraisana anjara ho an’ny fiainana maharitra! ♻️🌍

💚 Tontolo iainana madio sy mirindra: Fandraisana anjara ho an’ny fiainana maharitra! ♻️🌍

Toa ireo firenena rehetra manerana izao tontolo izao, Madagasikara dia misedra fanamby goavana mahakasika ny fitantanana ny fako. Ho tanterahina ny 𝟭𝟳 – 𝟭𝟴 𝗮𝗽𝗿𝗶𝗹𝘆 𝟮𝟬𝟮𝟱 izao ao amin’ny 𝗛𝗼𝘁𝗲𝗹 𝗖𝗮𝗿𝗹𝘁𝗼𝗻 ny 𝗦𝗮𝗹𝗼𝗻 𝗱𝗲́𝗰𝗵𝗲𝘁𝘀 – 𝗔𝗹𝘁𝗲𝗿𝗻𝗮𝘁𝗶𝘃𝗲 𝗲́𝗰𝗼𝗹𝗼𝗴𝗶𝗾𝘂𝗲 (𝗦𝗗𝗔𝗘) 𝗠𝗮𝗱𝗮𝗴𝗮𝘀𝗰𝗮𝗿,...
🌍 Nanolotra ny Tatitra CCDR i Madagasikara ho Fampifandanjàna ny Tontolo Iainana sy ny Fampandrosoana 🌿

🌍 Nanolotra ny Tatitra CCDR i Madagasikara ho Fampifandanjàna ny Tontolo Iainana sy ny Fampandrosoana 🌿

Notontosaina ny 8 aprily 2025 ny fanolorana ny 𝗧𝗮𝘁𝗶𝘁𝗿𝗮 𝗻𝗮𝘀𝗶𝗼𝗻𝗮𝗹𝘆 𝗺𝗼𝗺𝗯𝗮𝗻’𝗻𝘆 𝘁𝗼𝗲𝘁𝗿𝗮𝗻𝗱𝗿𝗼 𝘀𝘆 𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗺𝗽𝗮𝗻𝗱𝗿𝗼𝘀𝗼𝗮𝗻𝗮 (𝗖𝗼𝘂𝗻𝘁𝗿𝘆 𝗖𝗹𝗶𝗺𝗮𝘁𝗲 𝗮𝗻𝗱 𝗗𝗲𝘃𝗲𝗹𝗼𝗽𝗺𝗲𝗻𝘁 𝗥𝗲𝗽𝗼𝗿𝘁 #CCDR), niarahana tamin’ny 𝗕𝗮𝗻𝗸𝘆 𝗜𝗿𝗮𝗶𝘀𝗮𝗺-𝗽𝗶𝗿𝗲𝗻𝗲𝗻𝗮. Nanome voninahitra ity fotoana ity ny solontenan’ny 𝗠𝗽𝗶𝗸𝗮𝗺𝗯𝗮𝗻𝗮...