par Naina Harilandy RANDRIANARIVONY | Août 14, 2025
𝘕𝘺 23 𝘩𝘢𝘵𝘳𝘢𝘮𝘪𝘯’𝘯𝘺 31 𝘑𝘰𝘭𝘢𝘺 2025 no notanterahina tany #Zimbabwe ny fihaonambe faha 15 (#COP15) an’ireo firenena mikambana ao amin’ny Fifanarahana iraisam-pirenena momba ny faritra mando, anisan’ireo firenena nandray anjara tamin’izany i Madagasikara....
par Naina Harilandy RANDRIANARIVONY | Août 14, 2025
𝘚𝘰𝘢𝘯𝘢𝘭𝘢-𝘈𝘮𝘣𝘢𝘵𝘰𝘣𝘦, 12 𝘈𝘰𝘨𝘰𝘴𝘪𝘵𝘳𝘢 2025– Notanterahina tao Soanala-Ambatobe ny fivorian’ny 𝗖𝗼𝗺𝗺𝗶𝘀𝘀𝗶𝗼𝗻 𝗱𝘂 𝗦𝘆𝘀𝘁𝗲̀𝗺𝗲 𝗱𝗲𝘀 𝗔𝗶𝗿𝗲𝘀 𝗣𝗿𝗼𝘁𝗲́𝗴𝗲́𝗲𝘀 𝗱𝗲 𝗠𝗮𝗱𝗮𝗴𝗮𝘀𝗰𝗮𝗿 (𝗖𝗼𝗺𝗺𝗶𝘀𝘀𝗶𝗼𝗻 𝗦𝗔𝗣𝗠), natokana hametrahana ny 𝗗𝗿𝗮𝗳𝗶𝗺-𝗽𝗶𝘁𝗮𝗻𝘁𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗮𝗿𝗮-𝘁𝗼𝗻𝘁𝗼𝗹𝗼 𝗶𝗮𝗶𝗻𝗮𝗻𝗮 𝘀𝘆 𝗮𝗿𝗮-𝘁𝘀𝗼𝘀𝗶𝗮𝗹𝘆 ho an’ireo faritra...
par Naina Harilandy RANDRIANARIVONY | Août 14, 2025
Ny ankamaroan’ny 𝗺𝗽𝗶𝘇𝗮𝗵𝗮𝘁𝗮𝗻𝘆 eto amintsika sy ny avy any ivelany dia mitsidika 𝘃𝗮𝗹𝗮𝗻𝗷𝗮𝘃𝗮𝗯𝗼𝗮𝗵𝗮𝗿𝘆 avokoa, toerana izay mitahiry ireo karazana 𝗯𝗶𝗯𝘆 𝘀𝘆 𝘇𝗮𝘃𝗮𝗺𝗮𝗻𝗶𝗿𝘆 𝗺𝗮𝗿𝗼 𝗺𝗮𝗺𝗽𝗶𝗮𝘃𝗮𝗸𝗮 𝗮𝗻’𝗶 𝗠𝗮𝗱𝗮𝗴𝗮𝘀𝗶𝗸𝗮𝗿𝗮. Anisan’ny valanjavaboahary tena betsaka mpitsidika ny “𝗣𝗮𝗿𝗰 𝗻𝗮𝘁𝗶𝗼𝗻𝗮𝗹...
par Naina Harilandy RANDRIANARIVONY | Août 13, 2025
Sokatra miisa 1102 efa vita kitoza sy sokatra velona miisa 20 no tra-tehakin’ny DREDD Androy amin’ny alalan’ny CEF Tsihombe sy ny ekipan’ny TSA (Turtle Survival Alliance) ny 5 aogositra 2025 teo, tao amin’ny Fokontany Ambonaivo –...
par Naina Harilandy RANDRIANARIVONY | Août 11, 2025
𝘚𝘢𝘪𝘯𝘵𝘦-𝘔𝘢𝘳𝘪𝘦, 08 𝘢𝘰𝘨𝘰𝘴𝘪𝘵𝘳𝘢 2025 Nandritra ny fanamarihana ny andro maneran-tany ho an’ny Tontolo Iainana (#JME) izay notanterahina tany Sainte-Marie ny 2 hatramin’ny 4 jona 2025 lasa teo, dia nisitraka fampiofanana sy fampitaovana manokana mahakasika ny famokarana...