par Naina Harilandy RANDRIANARIVONY | Mai 16, 2025
Face aux risques accrus liés à la saison sèche, 𝗠𝗮𝗱𝗮𝗴𝗮𝘀𝗰𝗮𝗿 𝗡𝗮𝘁𝗶𝗼𝗻𝗮𝗹 𝗣𝗮𝗿𝗸𝘀 (𝗠𝗡𝗣) a reçu un lot d’équipements destiné à renforcer la 𝗽𝗿𝗲́𝘃𝗲𝗻𝘁𝗶𝗼𝗻 𝗲𝘁 𝗹𝗮 𝗴𝗲𝘀𝘁𝗶𝗼𝗻 𝗱𝗲𝘀 𝗶𝗻𝗰𝗲𝗻𝗱𝗶𝗲𝘀 dans les 𝗮𝗶𝗿𝗲𝘀 𝗽𝗿𝗼𝘁𝗲́𝗴𝗲́𝗲𝘀. Cette dotation sera répartie dans 18 sites prioritaires à travers le...
par Naina Harilandy RANDRIANARIVONY | Mai 16, 2025
“ Ny ala velona no antoky ny ankehitriny sy ny hoavy” Tontosa soamatsara ny faha 09 Mey taona 2025 ny fanokafana amin’ny fomba ofisialy ny fikarakarana sy fikolokoloana ary fanarahamaso ny zanakazo tato amin’ny faritra MENABE. Tato amin’ny « site de...
par Naina Harilandy RANDRIANARIVONY | Mai 16, 2025
Tontosa soamatsara androany zoma 9 may ny fanokafana amin’ny fomba ofisialy ny fikarakarana sy fikolokoana zanakazo tato amin’ny faritra Melaky. Fambolenkazo natao tamin’ny janoary nanokafana ny taom-pambolekazo no nikarakaraina sy nidiovina...
par Naina Harilandy RANDRIANARIVONY | Mai 16, 2025
“𝘕𝘺 𝘢𝘭𝘢 𝘷𝘦𝘭𝘰𝘯𝘢 𝘯𝘰 𝘢𝘯𝘵𝘰𝘬𝘺 𝘯𝘺 𝘢𝘯𝘬𝘦𝘩𝘪𝘵𝘳𝘪𝘯𝘺 𝘴𝘺 𝘯𝘺 𝘩𝘰𝘢𝘷𝘺” Nisantatra ny taom-pikarakarana ny hazo novolena isika teto amin’ny faritra Atsinanana anio 09 mey 2025. Nisy ny hetsika natao isaky ny Distrika : Kianja maitso akaikin’ny hopitaly kely ho an’i...
par Naina Harilandy RANDRIANARIVONY | Mai 16, 2025
Hampahomby ny ezaka fambolen_kazo izay niarahantsika nanao dia tsy maintsy atao laharam-pahamehana ny fizohiana ireo zanakazo novolena. 𝗡𝗮𝘁𝗼𝗺𝗯𝗼𝗸𝗮 𝘁𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗳𝗼𝗺𝗯𝗮 𝗼𝗳𝗶𝘀𝗶𝗮𝗹𝘆 𝗻𝘆 𝟵 𝗺𝗮𝘆 𝟮𝟬𝟮𝟱 teny amin’ny toeram-pambolen-kazon’ny Primatiora, ao amin’ny kaominina Ambalavao...