🌱𝗙𝗮𝗺𝗯𝗼𝗹𝗲𝗻-𝗸𝗮𝘇𝗼 : 𝗡𝘆 𝗳𝗮𝗻𝗮𝗿𝗮𝗵𝗮-𝗺𝗮𝘀𝗼 𝘀𝘆 𝗻𝘆 𝗳𝗶𝗸𝗼𝗹𝗼𝗸𝗼𝗹𝗼𝗮𝗻𝗮 𝗮𝘇𝘆 𝗻𝗼 𝗮𝗻𝘁𝗼𝗸𝘆 𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗵𝗼𝗺𝗯𝗶𝗮𝘇𝗮𝗻𝗮🌿

🌱𝗙𝗮𝗺𝗯𝗼𝗹𝗲𝗻-𝗸𝗮𝘇𝗼 : 𝗡𝘆 𝗳𝗮𝗻𝗮𝗿𝗮𝗵𝗮-𝗺𝗮𝘀𝗼 𝘀𝘆 𝗻𝘆 𝗳𝗶𝗸𝗼𝗹𝗼𝗸𝗼𝗹𝗼𝗮𝗻𝗮 𝗮𝘇𝘆 𝗻𝗼 𝗮𝗻𝘁𝗼𝗸𝘆 𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗵𝗼𝗺𝗯𝗶𝗮𝘇𝗮𝗻𝗮🌿

Ankoatra ny fambolen-kazo fanarenana ny ala dia zava-dehibe ihany koa ny fanaovana fambolen-kazo fanamaintsoana ny tanàna sy ny fambolen-kazo eny anivon’ny toeram-ponenana misy antsika eny. Azo atao tsara ny mamboly kafe, voamboana, letchis, canelle, manga eto...
🌿🌳𝗕𝗲𝘀𝗮𝗹𝗮𝗺𝗽𝘆 : 𝗠𝗮𝘃𝗶𝘁𝗿𝗶𝗸𝗮 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗺𝗯𝗼𝗹𝗲𝗻-𝗸𝗮𝘇𝗼 𝗶𝗿𝗲𝗼 𝗺𝗽𝗼𝗻𝗶𝗻𝗮 𝗲𝗻𝘆 𝗶𝗳𝗼𝘁𝗼𝗻𝘆

🌿🌳𝗕𝗲𝘀𝗮𝗹𝗮𝗺𝗽𝘆 : 𝗠𝗮𝘃𝗶𝘁𝗿𝗶𝗸𝗮 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗺𝗯𝗼𝗹𝗲𝗻-𝗸𝗮𝘇𝗼 𝗶𝗿𝗲𝗼 𝗺𝗽𝗼𝗻𝗶𝗻𝗮 𝗲𝗻𝘆 𝗶𝗳𝗼𝘁𝗼𝗻𝘆

𝘉𝘦𝘴𝘢𝘭𝘢𝘮𝘱𝘺, 10 𝘫𝘢𝘯𝘰𝘢𝘳𝘺 2026 Efa miroso tanteraka ao anatin’ny fambolen-kazo ny ao amin’ny faritra #Melaky, ary mandray anjara lehibe ao anatin’izany ny mponina izay hita fa resy lahatra amin’ny fanaovana fambolen-kazo. Ny 10 janoary 2026 no nanombohana ny...
🌿🌱𝗙𝗮𝗿𝗶𝘁𝗿𝗮 𝗦𝗼𝗳𝗶𝗮 : 𝗡𝗶𝗳𝗮𝗺𝗼𝘁𝗼𝗮𝗻𝗮 𝘁𝗮𝗼 𝗣𝗼𝗿𝘁-𝗕𝗲𝗿𝗴𝗲́ 𝗻𝗮𝗻𝗮𝘁𝗮𝗻𝘁𝗲𝗿𝗮𝗸𝗮 𝗳𝗮𝗺𝗯𝗼𝗹𝗲𝗻-𝗸𝗮𝘇𝗼🌳

🌿🌱𝗙𝗮𝗿𝗶𝘁𝗿𝗮 𝗦𝗼𝗳𝗶𝗮 : 𝗡𝗶𝗳𝗮𝗺𝗼𝘁𝗼𝗮𝗻𝗮 𝘁𝗮𝗼 𝗣𝗼𝗿𝘁-𝗕𝗲𝗿𝗴𝗲́ 𝗻𝗮𝗻𝗮𝘁𝗮𝗻𝘁𝗲𝗿𝗮𝗸𝗮 𝗳𝗮𝗺𝗯𝗼𝗹𝗲𝗻-𝗸𝗮𝘇𝗼🌳

𝑃𝑜𝑟𝑡-𝑏𝑒𝑟𝑔𝑒, 10 𝑗𝑎𝑛𝑜𝑎𝑟𝑦 2026 «𝘓𝘢𝘯̃𝘪𝘯𝘺 𝘮𝘢𝘮𝘣𝘰𝘭𝘺 𝘬𝘢𝘬𝘢𝘻𝘰, 𝘮𝘢𝘮𝘱𝘢𝘵𝘢𝘯̃𝘢 𝘢𝘪𝘯̃𝘺» Tao #Andrimbovontsona, Kaominina 𝗣𝗼𝗿𝘁-𝗕𝗲𝗿𝗴𝗲́, no nanombohana tamin’ny fomba ofisialy ny taom-pambolen-kazo tao amin’ny faritra Sofia. Zanakazo miisa 2 300, nahitana zanakazo zanatany sy hazo...
🌊 🌱𝗩𝗮𝗹𝗶𝗱𝗮𝘁𝗶𝗼𝗻 𝗱𝘂 𝗽𝗿𝗼𝗷𝗲𝘁 « 𝗢𝗰𝗲́𝗮𝗻 𝗽𝗿𝗼𝗽𝗿𝗲 𝗲𝘁 𝘀𝗮𝗶𝗻 »

🌊 🌱𝗩𝗮𝗹𝗶𝗱𝗮𝘁𝗶𝗼𝗻 𝗱𝘂 𝗽𝗿𝗼𝗷𝗲𝘁 « 𝗢𝗰𝗲́𝗮𝗻 𝗽𝗿𝗼𝗽𝗿𝗲 𝗲𝘁 𝘀𝗮𝗶𝗻 »

Le Ministère de l’Environnement et du Développement Durable (#MEDD), en partenariat avec le PNUD, a organisé un atelier du 𝗰𝗼𝗺𝗶𝘁𝗲́ 𝗹𝗼𝗰𝗮𝗹 𝗱𝘂 𝗽𝗿𝗼𝗷𝗲𝘁 (#LPAC) pour valider le projet « 𝗜𝗻𝘃𝗲𝘀𝘁𝗶𝘀𝘀𝗲𝗺𝗲𝗻𝘁𝘀 𝘃𝗲𝗿𝘁𝘀, 𝗯𝗹𝗲𝘂𝘀 𝗲𝘁 𝘀𝗮𝗶𝗻𝘀 », financé par le Fonds pour l’Environnement...