par Naina Harilandy RANDRIANARIVONY | Jan 23, 2026
Antananarivo – 22 janoary 2026 Notanterahina teny Ambohitsaina ny lanonam-panokanana ny Filoha vaovaon’ny Oniversiten’Antananarivo, ny 𝗣𝗿𝗼𝗳𝗲𝘀𝗼𝗿𝗮 𝗥𝗔𝗡𝗗𝗥𝗜𝗔𝗡𝗔𝗦𝗢𝗟𝗢 𝗥𝗶𝘃𝗼𝗮𝗿𝗶𝘀𝗼𝗻. Nandritra ity fotoana ity ihany koa no nanokafana tamin’ny fomba ofisialy ny...
par Naina Harilandy RANDRIANARIVONY | Jan 8, 2026
Le 𝗖𝗲𝗻𝘁𝗿𝗲 𝗡𝗮𝘁𝗶𝗼𝗻𝗮𝗹 𝗱𝗲 𝗙𝗼𝗿𝗺𝗮𝘁𝗶𝗼𝗻 𝗱𝗲 𝗧𝗲𝗰𝗵𝗻𝗶𝗰𝗶𝗲𝗻𝘀 𝗙𝗼𝗿𝗲𝘀𝘁𝗶𝗲𝗿𝘀 (#𝗖𝗡𝗙𝗧𝗙) 𝗱’𝗔𝗻𝗴𝗮𝘃𝗼𝗸𝗲𝗹𝘆 ouvre officiellement le 𝗰𝗼𝗻𝗰𝗼𝘂𝗿𝘀 𝗻𝗮𝘁𝗶𝗼𝗻𝗮𝗹 𝗱’𝗲𝗻𝘁𝗿𝗲́𝗲 𝗽𝗼𝘂𝗿 𝗹’𝗮𝗻𝗻𝗲́𝗲 𝟮𝟬𝟮𝟲. 𝗗𝗮𝘁𝗲 𝗱𝘂 𝗰𝗼𝗻𝗰𝗼𝘂𝗿𝘀 : Mercredi 25 mars 2026 𝗙𝗼𝗿𝗺𝗮𝘁𝗶𝗼𝗻 : Technicien Forestier 𝗡𝗼𝗺𝗯𝗿𝗲 𝗱𝗲 𝗽𝗹𝗮𝗰𝗲𝘀 : 30 apprenants...
par Naina Harilandy RANDRIANARIVONY | Jan 5, 2026
Taorian’ny fanombohana tamin’ny fomba ofisialy ny maodely « Green Action School (#GAS) » na « Sekoly mirindra sy lovainjafy » tao amin’ny #CEGNanisana sy ny #LycéeAmbatofahavalo, dia mitohy hatrany ny fanatanterahana ireo asa izay mikendry ny fampitana amin’ny...
par Naina Harilandy RANDRIANARIVONY | Déc 16, 2025
𝘔𝘢𝘯𝘢𝘬𝘢𝘳𝘢, 11 𝘥𝘦𝘴𝘢𝘮𝘣𝘳𝘢 2025 Sekoly anisan’ny manao laharam-pahamehana ny fanabeazana ny mpianatra ao aminy, amin’ny fikajiana ny tontolo iainana ny 𝗖𝗘𝗚 𝗠𝗮𝗻𝗮𝗸𝗮𝗿𝗮 𝗯𝗲. Nitsidika ity sekoly ity Andrimatoa 𝗠𝗶𝗻𝗶𝘀𝗶𝘁𝗿𝗮 𝗠𝗮𝗻𝗲𝘀𝗶𝗺𝗮𝗻𝗮 𝗥𝗮𝗳𝗮𝗻𝗼𝗺𝗲𝘇𝗮𝗻𝘁𝘀𝗼𝗮 𝗠𝗶𝗰𝗵𝗮𝗲̈𝗹 nandritra ny...