par Naina Harilandy RANDRIANARIVONY | Jan 15, 2026
𝘈𝘣𝘶 𝘋𝘩𝘢𝘣𝘪, 14 𝘑𝘢𝘯𝘰𝘢𝘳𝘺 2026 “𝗙𝗮𝗺𝗼𝗮𝗵𝗮𝗻𝗮 𝗳𝗮𝗺𝗮𝘁𝘀𝗶𝗮𝗺-𝗯𝗼𝗹𝗮 𝗵𝗼 𝗮𝗻’𝗻𝘆 𝗶𝗹𝗮𝗯𝗼𝗹𝗮𝗻𝘁𝗮𝗻𝘆 𝗮𝘁𝘀𝗶𝗺𝗼” “…Misokatra amin’ny fampiasam-bola i Madagasikara singy misy ny fepetra tsy maintsy arahina. Mangataka izahay ny fanajana ny : – Fenitra ara-tontolo iainana iraisam-pirenena ;...
par Naina Harilandy RANDRIANARIVONY | Jan 14, 2026 | Actualité
par Naina Harilandy RANDRIANARIVONY | Jan 14, 2026
90% n’ny tokatrano eto Madagasikara dia mbola miankindoha tanteraka amin’ny fampiasana ny arina fandrehitra avokoa, izay miteraka olana ara-tontolo iainana goavana eto Madagasikara. Anisan’ny laharam-pahamehan’ny 𝗙𝗶𝗹𝗼𝗵𝗮𝗻’𝗻𝘆 𝗙𝗮𝗻𝗮𝘃𝗮𝗼𝘇𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗥𝗲𝗽𝗼𝗯𝗹𝗶𝗸𝗮𝗻’𝗶 𝗠𝗮𝗱𝗮𝗴𝗮𝘀𝗶𝗸𝗮𝗿𝗮...
par Naina Harilandy RANDRIANARIVONY | Jan 8, 2026
Le Ministère de l’Environnement et du Développement Durable (#MEDD), en partenariat avec le PNUD, a organisé un atelier du 𝗰𝗼𝗺𝗶𝘁𝗲́ 𝗹𝗼𝗰𝗮𝗹 𝗱𝘂 𝗽𝗿𝗼𝗷𝗲𝘁 (#LPAC) pour valider le projet « 𝗜𝗻𝘃𝗲𝘀𝘁𝗶𝘀𝘀𝗲𝗺𝗲𝗻𝘁𝘀 𝘃𝗲𝗿𝘁𝘀, 𝗯𝗹𝗲𝘂𝘀 𝗲𝘁 𝘀𝗮𝗶𝗻𝘀 », financé par le Fonds pour l’Environnement...
par Naina Harilandy RANDRIANARIVONY | Jan 5, 2026
𝘚𝘰𝘢𝘯𝘢𝘭𝘢 – 𝘈𝘮𝘣𝘢𝘵𝘰𝘣𝘦, 22 𝘥𝘦𝘴𝘢𝘮𝘣𝘳𝘢 2025 Taorian’ny fankatoavana nataon’ny Filan-kevitry ny Minisitra, dia niroso tamin’ny fampahafantarana sy fanapariahana ny torolalana momba ny 𝗙𝗶𝘁𝗮𝗻𝘁𝗮𝗻𝗮𝗻𝗱𝗿𝗮𝗵𝗮𝗿𝗮𝗵𝗮𝗺-𝗽𝗮𝗻𝗷𝗮𝗸𝗮𝗻𝗮 𝗺𝗶𝗸𝗮𝗷𝘆 𝗻𝘆 𝗧𝗼𝗻𝘁𝗼𝗹𝗼 𝗜𝗮𝗶𝗻𝗮𝗻𝗮 (#𝗔𝗣𝗘𝗥) ny Minisiteran’ny Tontolo...