par Naina Harilandy RANDRIANARIVONY | Déc 16, 2025
𝘒𝘪𝘢𝘯𝘫𝘢 𝘉𝘢𝘳𝘦𝘢 – 𝘔𝘢𝘩𝘢𝘮𝘢𝘴𝘪𝘯𝘢, 12 𝘥𝘦𝘴𝘢𝘮𝘣𝘳𝘢 2025 Hetsika fanadiovana sy fanangonana fako ary fampiofanana momba ny fanodinana fako no nentina nanamarika ny andro iraisam-pirenena ho an’ny toetrandro izay notanterahina ny 12 desambra 2025 teny Mahamasina. Anisan’ny...
par Naina Harilandy RANDRIANARIVONY | Sep 8, 2025
𝘋𝘪𝘦́𝘨𝘰 𝘚𝘶𝘢𝘳𝘦𝘻 – 30 𝘢𝘰𝘶̂𝘵 2025 – La Maison du Quartier Grand Pavois a accueilli la clôture de la 𝗽𝗿𝗲𝗺𝗶𝗲̀𝗿𝗲 𝗲́𝗱𝗶𝘁𝗶𝗼𝗻 𝗱𝗲𝘀 𝗮𝘁𝗲𝗹𝗶𝗲𝗿𝘀 𝗱𝗲 𝘃𝗮𝗰𝗮𝗻𝗰𝗲𝘀 𝘀𝘂𝗿 𝗹𝗲 𝗿𝗲𝗰𝘆𝗰𝗹𝗮𝗴𝗲, initiés par l’association Future Generation en partenariat avec la #DREDDDIANA , 𝗗𝗶𝗿𝗲𝗰𝘁𝗶𝗼𝗻 𝗥𝗲́𝗴𝗶𝗼𝗻𝗮𝗹𝗲 𝗱𝗲...
par Naina Harilandy RANDRIANARIVONY | Août 18, 2025 | Actualité
par Naina Harilandy RANDRIANARIVONY | Août 13, 2025
𝘈𝘮𝘣𝘰𝘥𝘪𝘧𝘰𝘵𝘢𝘵𝘳𝘢 – 𝘚𝘢𝘪𝘯𝘵𝘦-𝘔𝘢𝘳𝘪𝘦, 11 𝘢𝘰𝘨𝘰𝘴𝘪𝘵𝘳𝘢 2025 – Nanatantaraka fanaraha-maso sy fanaovana tombana ireo asa nofaritana nandritra ny fankalazana ny Andro maneran-tany ho an’ny tontolo iainana farany teo tany Sainte-Marie Andriamatoa Minisitra Max Andonirina...
par Manitra RABENOMANANA | Juil 30, 2025
Tontosa ny 10–21 Jolay 2025 tao amin’ny fokontany Ambahaka, Kalafotsy, ary Tsaratanteraka (CR Kalafotsy, Distrika Ikongo, Faritra Fitovinany) ny famolavolana fitaovam-pitantanana ho an’ny harena voajanahary sy ala, entin’ny VOI TSARATANTANA, TSARAMAINTSO, ary AVOTRA,...