🔔🌳𝗟𝗲𝘀 𝗳𝗼𝗿𝗲̂𝘁𝘀 𝗵𝘂𝗺𝗶𝗱𝗲𝘀 𝗱𝗲 𝗹’𝗔𝘁𝘀𝗶𝗻𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗿𝗲𝘁𝗶𝗿𝗲́𝗲𝘀 𝗱𝗲 𝗹𝗮 𝗟𝗶𝘀𝘁𝗲 𝗱𝘂 𝗽𝗮𝘁𝗿𝗶𝗺𝗼𝗶𝗻𝗲 𝗺𝗼𝗻𝗱𝗶𝗮𝗹 𝗲𝗻 𝗽𝗲́𝗿𝗶𝗹 🌿

🔔🌳𝗟𝗲𝘀 𝗳𝗼𝗿𝗲̂𝘁𝘀 𝗵𝘂𝗺𝗶𝗱𝗲𝘀 𝗱𝗲 𝗹’𝗔𝘁𝘀𝗶𝗻𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗿𝗲𝘁𝗶𝗿𝗲́𝗲𝘀 𝗱𝗲 𝗹𝗮 𝗟𝗶𝘀𝘁𝗲 𝗱𝘂 𝗽𝗮𝘁𝗿𝗶𝗺𝗼𝗶𝗻𝗲 𝗺𝗼𝗻𝗱𝗶𝗮𝗹 𝗲𝗻 𝗽𝗲́𝗿𝗶𝗹 🌿

Lors de sa 47ᵉ session, le 𝗖𝗼𝗺𝗶𝘁𝗲́ 𝗱𝘂 𝗽𝗮𝘁𝗿𝗶𝗺𝗼𝗶𝗻𝗲 𝗺𝗼𝗻𝗱𝗶𝗮𝗹 𝗱𝗲 𝗹’𝗨𝗡𝗘𝗦𝗖𝗢 a salué les efforts de Madagascar en retirant ce site emblématique de la liste des biens en danger. Réparties dans 𝘀𝗶𝘅 𝗽𝗮𝗿𝗰𝘀 𝗻𝗮𝘁𝗶𝗼𝗻𝗮𝘂𝘅 (𝗠𝗮𝘀𝗼𝗮𝗹𝗮, 𝗠𝗮𝗿𝗼𝗷𝗲𝗷𝘆, 𝗔𝗻𝗱𝗼𝗵𝗮𝗵𝗲𝗹𝗮, 𝗭𝗮𝗵𝗮𝗺𝗲𝗻𝗮, 𝗥𝗮𝗻𝗼𝗺𝗮𝗳𝗮𝗻𝗮 𝗲𝘁...
🌿 𝗠𝗲𝗻𝗮𝗯𝗲 𝗔𝗻𝘁𝗶𝗺𝗲𝗻𝗮 : 𝗳𝗮𝗻𝗼𝗵𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝘃𝗲𝗹𝗼𝗺𝗮𝗺-𝗽𝗼𝗻’𝗻𝘆 𝗺𝗽𝗼𝗻𝗶𝗻𝗮 𝗵𝗼 𝗳𝗶𝗮𝗿𝗼𝘃𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗿𝗶𝘁𝗿𝗮 𝗮𝗿𝗼𝘃𝗮𝗻𝗮🌳

🌿 𝗠𝗲𝗻𝗮𝗯𝗲 𝗔𝗻𝘁𝗶𝗺𝗲𝗻𝗮 : 𝗳𝗮𝗻𝗼𝗵𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝘃𝗲𝗹𝗼𝗺𝗮𝗺-𝗽𝗼𝗻’𝗻𝘆 𝗺𝗽𝗼𝗻𝗶𝗻𝗮 𝗵𝗼 𝗳𝗶𝗮𝗿𝗼𝘃𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗿𝗶𝘁𝗿𝗮 𝗮𝗿𝗼𝘃𝗮𝗻𝗮🌳

𝘔𝘦𝘯𝘢𝘣𝘦, 01–04 𝘫𝘰𝘭𝘢𝘺 2025 – Nanatanteraka fitsidihana tao amin’ny 𝗙𝗮𝗿𝗶𝘁𝗿𝗮 𝗔𝗿𝗼𝘃𝗮𝗻𝗮 𝗠𝗲𝗻𝗮𝗯𝗲 𝗔𝗻𝘁𝗶𝗺𝗲𝗻𝗮 ny #𝗗𝗥𝗘𝗗𝗗𝗠𝗲𝗻𝗮𝗯𝗲, #𝗗𝗥𝗔𝗘𝗠𝗲𝗻𝗮𝗯𝗲 ary ny 𝗙𝗮𝗻𝗮𝗺𝗯𝘆, nihaona sy nifanakalo hevitra tamin’ireo mponina hijerena ireo fomba hanohanana ny velomampon’izy ireo amin’ny alalan’ny 𝗔𝗚𝗥...
🔰 “Vato Fehizoron’ny Fiarovana: Velirano ho an’ny Ala Marolambo”

🔰 “Vato Fehizoron’ny Fiarovana: Velirano ho an’ny Ala Marolambo”

Ho fanamafisana ny 𝗳𝗶𝗮𝗿𝗼𝘃𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝘃𝗮𝗹𝗮𝗻𝗷𝗮𝘃𝗮𝗯𝗼𝗮𝗵𝗮𝗿𝘆 𝗠𝗮𝗿𝗼𝗹𝗮𝗺𝗯𝗼 ao amin’ny Distrikan’i Fandriana – Faritra 𝗔𝗺𝗼𝗿𝗼𝗻’𝗶 𝗠𝗮𝗻𝗶𝗮 dia nisy ny 𝗳𝗮𝗻𝗮𝗻𝗴𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗩𝗮𝘁𝗼𝗹𝗮𝗵𝘆 teo amin’ity faritra arovana ity izay nanaovan’ny mponina manodidina sy ny mpitantana ny valanjavaboahary...