KIANJA MAITSO, AVOKAVOKY NY TANAN-DEHIBE

KIANJA MAITSO, AVOKAVOKY NY TANAN-DEHIBE

Ny taona 2024 ny DREDD Atsinanana no nanomboka namelona indray ireo kianja maitso eto Toamasina. Hita nanomboka teo fa nanatsara ny endriky ny tanàna izy ireny ary nitondra tombon-tsoa ara-tontolo iainana sy ara-pahasalamana. Maro amintsika ohatra ny miala sasatra na...
🌱🌊𝗧𝗲𝘁𝗶𝗸𝗮𝘀𝗮 𝗣𝗖𝗗𝟮 𝗛𝗼𝗻𝗸𝗼 𝗠𝗮𝗺𝗲𝗹𝗼𝗻𝗷𝗮𝗳𝘆 : 𝗛𝗮𝗺𝗮𝗳𝗶𝘀𝗶𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗻𝗮𝗿𝗲𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗮𝗹𝗮 𝗵𝗼𝗻𝗸𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝘁𝗮𝗽𝗮𝗻𝘆 𝗮𝘃𝗮𝗿𝗮𝘁𝗿’𝗶 𝗠𝗮𝗱𝗮𝗴𝗮𝘀𝗶𝗸𝗮𝗿𝗮

🌱🌊𝗧𝗲𝘁𝗶𝗸𝗮𝘀𝗮 𝗣𝗖𝗗𝟮 𝗛𝗼𝗻𝗸𝗼 𝗠𝗮𝗺𝗲𝗹𝗼𝗻𝗷𝗮𝗳𝘆 : 𝗛𝗮𝗺𝗮𝗳𝗶𝘀𝗶𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗻𝗮𝗿𝗲𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗮𝗹𝗮 𝗵𝗼𝗻𝗸𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝘁𝗮𝗽𝗮𝗻𝘆 𝗮𝘃𝗮𝗿𝗮𝘁𝗿’𝗶 𝗠𝗮𝗱𝗮𝗴𝗮𝘀𝗶𝗸𝗮𝗿𝗮

𝘈𝘨𝘯𝘰𝘳𝘰𝘵𝘴𝘢𝘯𝘨𝘢𝘯𝘢, 14 𝘑𝘰𝘯𝘢 2025 — Notanterahina ny 12 ka hatramin’ny 14 Jona 2025 lasa teo tao Ambanja ny atrikasa rejionaly nanaovana tombana ny zavabita sy handrindrana ny asa eo anivon’ny tetikasa PCD2 Honko Mamelonjafy any amin’ny tapany avaratr’i Madagasikara....