VARIATION DU PLUMAGE DU HÉRON CRABIER BLANC Ardeola idae PENDANT ET EN DEHORS DE LA PÉRIODE DE REPRODUCTION « FIOVAN’NY LOKON’ NY MPIANDRIVODITATATRA (SIKOTRIPOTAKA na KILANDINKOVA) MANDRITRA NY VANIM-POTOANA FANATODIZANY SY TSY FANATODIZANY »

Ardeola idae en plumage nuptial

Plumage entièrement blanc, bec bleu vif à
pointe noire, pattes rosâtres.

Mpiandrivoditatatra mandritra ny
vanim-potoana fanatodizany

Fotsy tanteraka ny volony, manga ny vavany
izay misy tendrony mainty. Manopy mena na
mavokely ny tongony.

Ardeola idae en plumage non nuptial

Plumage généralement brun avec des stries
blanches ou chamois. Les flancs, le bas ventre,
les sous-caudales et les rectrices restent
blancs. Le bec est gris-vert à pointe noire.
L’iris est jaune, les pattes sont verdâtres ou
jaunâtres.


Mpiandrivoditatatra mandritra ny
vanim-potoana tsy fanatodizany


Volontany matroka somary maramara mainty
sady misoritsoritra votsy na mavomavo
ny volony. Volondavenona somary maitso misy
tendrony mainty ny eo amin’ny vavany.
Maitsomaitso na mavomavo ny tongony.

Juvénile
d’Ardeola idae

Ressemble à l’adulte en plumage non nuptial,
mais les extrémités des ailes et de la queue sont
fortement marquées de brun noir. Le bec est
orange terne à pointe noire , l’iris est vert pâle.


Mpiandrivoditatatra zazany


Mifanakaiky amin’ny lokon’ny reniny mandritra
ny vanim-potoana tsy fanatodizana ny volony,
saingy manopy volontakatra somary mainty eo
amin’ny tendron’ny elany sy ny rambony. Volomboasary misy tendrony mainty eo amin’ny
vavany.