Manerana ny Nosy ho fanampin’ny efa misy eto Atsinanana sy ireo tanin-janakazo napetraka eny ifotony. Fotoana mampahomby ny famokarana zanakazo ho an’ny taom-pambolena 2022-2023 izao, ka arak’izany dia manamafy ny fanaraha-maso ny fandrosoan’ny famokarana zanakazo eny ifotony Ramatoa Minisitra VINA Marie-Orléa ary isan’ny nojerena ny teo anivon’ny #DREDDAtsinanana.
Raiso maimaim-poana eny anivon’ny biraon’ny DREDD akaiky anao ny anjara zanakazo ho volenao.
Rohy misy ny fangatahana zanakazo : https://www.environnement.mg/publica…/fangatahana-zanakazo
Hanampy anao amin’ny fanatanterahana izany ireo teknisianina, @ fampahalalana ireo fenitra sy fomba hampahomby ny fambolena araky ny toerana sy ny karazana zanakazo ilainao.
![]() |
![]() |
![]() |