COP27 AO SHARM EL SHEIKH: NISANTATRA NITONDRA TENY HO AN’I MADAGASIKARA NY MINISITRA VINA MARIE-ORLÉA

COP27 AO SHARM EL SHEIKH: NISANTATRA NITONDRA TENY HO AN’I MADAGASIKARA NY MINISITRA VINA MARIE-ORLÉA

✅ Nitarika ny adihevitra niaraka tamina firenena maro, ny amin’ny fahafahan’ireo Nosy miatrika sy ny mampihena ny fiatraikan’ny fiovan’ny toetr’andro ny Ministry ny Tontolo iainana sy ny Fandrosoana Lovainjafy,VINA Marie-Orléa, nandritra ny #COP27 tao Sharm El Sheikh, Egypte, androany.

✅ Ahafahana mandray anjara amin’ny ezaka manerantany amin’ny fampihenana ny fiatraikan’ny fiovan’ny toetr’andro andro dia efa nametraka tetikasa sy paikady i Madagasikara, hoy hatrany Ramatoa Minisitra VINA Marie-Orléa.

✅ Rahampitso tolakandro no handray fitenenana manoloana ireo mpandray anjara amin’ny #COP27 ny Filoham-pirenena RAJOELINA Andry .

Evenements

Thématiques
<