COP 27 Sharm El Sheick Egypte 2022

COP 27 Sharm El Sheick Egypte 2022

 

Hanomboka amin’ny fomba ofisialy afaka minitra vitsy ny lanonam-panokafana ny Fihaonambe an-tampony andiany faha27 #COP27 .Mandray anjara amin’ny adihevitra ny firenena Malagasy 🇲🇬 izay tarihin’ny Filoham-pirenena Andry RAJOELINA, ny Minisitry ny Tontolo iainana sy ny Fandrosoana Lovainjafy, VINA Marie Orlea, Minisitry ny Kolontsaina sy ny Serasera Lalatiana RAKOTONDRAZAFY ANDRIATONGARIVO, ny Minisitry ny Fambolena sy ny Fiompiana,Harifidy RAMILISON.

Evenements

Thématiques
<