𝗙𝗶𝗵𝗮𝗼𝗻𝗮𝗻’𝗻𝘆 𝗙𝗶𝗹𝗼𝗵𝗮𝗺-𝗽𝗶𝗿𝗲𝗻𝗲𝗻𝗮 𝗔𝗻𝗱𝗿𝘆 𝗥𝗮𝗷𝗼𝗲𝗹𝗶𝗻𝗮 𝘁𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗧𝗮𝗹𝗲 𝗝𝗲𝗻𝗲𝗿𝗮𝗹𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗢𝗣𝗘𝗖 𝗙𝘂𝗻𝗱, 𝗔𝗯𝗱𝘂𝗹𝗵𝗮𝗺𝗶𝗱 𝗔𝗟𝗞𝗛𝗔𝗟𝗜𝗙𝗔

𝗙𝗶𝗵𝗮𝗼𝗻𝗮𝗻’𝗻𝘆 𝗙𝗶𝗹𝗼𝗵𝗮𝗺-𝗽𝗶𝗿𝗲𝗻𝗲𝗻𝗮 𝗔𝗻𝗱𝗿𝘆 𝗥𝗮𝗷𝗼𝗲𝗹𝗶𝗻𝗮 𝘁𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗧𝗮𝗹𝗲 𝗝𝗲𝗻𝗲𝗿𝗮𝗹𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗢𝗣𝗘𝗖 𝗙𝘂𝗻𝗱, 𝗔𝗯𝗱𝘂𝗹𝗵𝗮𝗺𝗶𝗱 𝗔𝗟𝗞𝗛𝗔𝗟𝗜𝗙𝗔

Vienne, Autriche 11 aogositra 2022

Voafaritra ary hanomboka ny fiaraha-miasan’i Madagasikara amin’ny OPEC Fund eo amin’ny sehatry ny angovo :

▶️ Ahena ny fampiasàna ny angovo vokarina avy amin’ny fampiasàna solika amin’ny alalan’ny fidirana amin’ny fampiasàna ny angovo madio azo havaozina.

▶️ Tetikasa « clean cooking and reforestation » : Fatana fandrahoana sakafo mandeha amin’ny bioéthanol miisa 250.000 no ho zaraina ao anatin’ny 2 taona.

▶️ Fiarovana ny tontolo iainana : Velaran’ala hatramin’ny 500.000ha no ho voaaro.

▶️ Famatsiana herinaratra madio : Tokantrano hatramin’ny 3 tapitrisa no ho zaraina « kit solaire ».

Evenements

Thématiques
<