ADY AMIN’NY KOLIKOLY : NAMETRAKA NY TARATASY FANAMBARAM-PANANANY TENY ANIVO’NY HCC NY MINISITRY NY TONTOLO IAINANA

ADY AMIN’NY KOLIKOLY : NAMETRAKA NY TARATASY FANAMBARAM-PANANANY TENY ANIVO’NY HCC NY MINISITRY NY TONTOLO IAINANA

 

Tonga teny amin’ny biraon’ny Fitsarana Avo momba ny Lalam-Panorenana eny Ambohidahy, ny alakamisy 05 mai 2022, ny Minisitry ny Tontolo iainana sy ny Fandrosoana Lovainjafy, Ramatoa, VINA Marie-Orléa, nanatitra ny taratasy fanambaram-pananana ho fanatanterahana ny voalazan’ny Didy aman-dalàna izay mitaky ny fanaovan’ny mpikambana eo anivon’ny Governemanta sy ny mpiasam-panjakana ambony izany.

Evenements

Thématiques
<