🌿𝘈𝘯𝘵𝘢𝘯𝘪𝘮𝘦𝘯𝘢, 16 𝘑𝘰𝘭𝘢𝘺 2025 – Amin’ny maha 𝗥𝗮𝘆 𝗺𝗽𝗶𝗮𝗵𝘆 azy ireo mpianatra amin’ny kilasy famaranana ao amin’ny 𝗦𝗲𝗸𝗼𝗹𝘆 𝗘𝗦𝗖𝗔 𝗔𝗻𝘁𝗮𝗻𝗶𝗺𝗲𝗻𝗮 dia tonga nihaona sy nifampizara traikefa tamin’ireo mpianatra sy mpanabe Andriamatoa Minisitra Max Andonirina Fontaine.
Nifanakalo hevitra sy nizara traikefa tamin’ireto tanora ireto ny tenany, anisan’ny teboka nifampizarana tamin’izany ny lafiny fikajiana ny tontolo iainana.
✅️𝗡𝗶𝘁𝘀𝗼𝗱𝗿𝗮𝗻𝗼 ireto tanora mpianatra ireto ihany koa ny tenany entin’izy ireo miatrika ny fanadinana bakalorea afaka andro vitsy.
Date de publication : 17 juillet 2025

Suivre d'autres actualités