🌍Ao anatin’ireo hetsika mandrafitra ny fihaonana an-tampony faha 45-n’ireo Filoham-panjakana sy Lehiben’ny Governemanta eo anivon’ny #SADC dia hodinihina mandritry ny famelabelaran-kevitra hatao eny amin’ny Grand Amphi FAC EGS ny 📆Alakamisy 14 Aogositra 2025 ho avy izao manomboka amin’ny ⏰️ 8 ora maraina ny manodidina ny maha-zava-dehibe ny fiaraha-miasa rezionaly mba hanafainganana ny fampiasana ⚡️angovo azo avaozina sy ny fanovana ny rafi-pambolena 🌾 amin’ireo firenena mpikambana ao amin’ny SADC.
📺Hetsika izay azo arahina mivantana amin’ny fahitalavi-pirenena sy amin’ny 📱tambazotran-tserasera sosialy.
Date de publication : 8 août 2025

Suivre d'autres actualités