𝗠𝗮𝗻𝗮𝗺𝗮𝗳𝘆 𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗻𝗲𝗻𝘁𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗮𝗱𝘆 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗮𝗳𝗼 𝗻𝘆 𝗮𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗿𝗶𝘁𝗿𝗮 𝗠𝗲𝗹𝗮𝗸𝘆

𝗠𝗮𝗻𝗮𝗺𝗮𝗳𝘆 𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗻𝗲𝗻𝘁𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗮𝗱𝘆 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗮𝗳𝗼 𝗻𝘆 𝗮𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗿𝗶𝘁𝗿𝗮 𝗠𝗲𝗹𝗮𝗸𝘆

Manamafy ny fanentanana amin’ny ady amin’ny doro tanety sy ny doro ala ny DREDD Melaky sy ny mpiara-miombon’antoka izay nahitana ny TPF sy CJV. Mandritra ity volana jona ity dia ireo kaominina rehetra sy zana-tanàna manodidina ny faritra arovana ao amin’ny faritra...
✅ Fiarovana ny Ala Ankarafantsika: Fiaraha-mientan’ny Tompon’andraikitra sy ny Mponina

✅ Fiarovana ny Ala Ankarafantsika: Fiaraha-mientan’ny Tompon’andraikitra sy ny Mponina

𝘈𝘯𝘬𝘢𝘳𝘢𝘧𝘢𝘯𝘵𝘴𝘪𝘬𝘢, 13 𝘫𝘰𝘯𝘢 2025 – Ho fanamafisana ny fiarovana ny 𝘃𝗮𝗹𝗮𝗻𝗷𝗮𝘃𝗮𝗯𝗼𝗮𝗵𝗮𝗿𝗶𝗻’𝗔𝗻𝗸𝗮𝗿𝗮𝗳𝗮𝗻𝘁𝘀𝗶𝗸𝗮 dia nanatanteraka fihaonana tamin’ny mponina manodidina ity 𝗳𝗮𝗿𝗶𝘁𝗿𝗮 𝗮𝗿𝗼𝘃𝗮𝗻𝗮 ity ny 𝗗𝗜𝗥𝗘𝗗𝗗 𝗕𝗼𝗲𝗻𝘆-𝗕𝗲𝘁𝘀𝗶𝗯𝗼𝗸𝗮, 𝗻𝘆 𝗠𝗮𝗱𝗮𝗴𝗮𝘀𝗰𝗮𝗿 𝗡𝗮𝘁𝗶𝗼𝗻𝗮𝗹 𝗣𝗮𝗿𝗸𝘀, 𝗶𝗿𝗲𝗼...
🎬 𝗙𝗶𝗳𝗮𝗻𝗶𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗛𝗼𝗿𝗼𝗻𝗮𝗻𝘁𝘀𝗮𝗿𝘆 𝗥𝗲𝗲𝗹𝘀 𝗵𝗼 𝗮𝗻’𝗻𝘆 𝘁𝗮𝗻𝗼𝗿𝗮 𝗮𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 📍𝗙𝗮𝗿𝗶𝘁𝗿𝗮 𝗔𝗻𝗼̂𝘀𝘆

🎬 𝗙𝗶𝗳𝗮𝗻𝗶𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗛𝗼𝗿𝗼𝗻𝗮𝗻𝘁𝘀𝗮𝗿𝘆 𝗥𝗲𝗲𝗹𝘀 𝗵𝗼 𝗮𝗻’𝗻𝘆 𝘁𝗮𝗻𝗼𝗿𝗮 𝗮𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 📍𝗙𝗮𝗿𝗶𝘁𝗿𝗮 𝗔𝗻𝗼̂𝘀𝘆

𝗔𝗻𝗱𝗿𝗼 𝗺𝗮𝗻𝗲𝗿𝗮𝗻-𝘁𝗮𝗻𝘆 𝗵𝗼 𝗳𝗮𝗻𝗼𝗵𝗲𝗿𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗳𝗶𝗵𝗮𝗻𝗴𝗮𝘇𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 𝘀𝘆 𝗻𝘆 𝗵𝗮𝗶𝗻𝘁𝗮𝗻𝘆 Tanora 𝟭𝟯 𝗵𝗮𝘁𝗿𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝟭𝟴 𝘁𝗮𝗼𝗻𝗮 𝘃𝗲 𝗶𝗮𝗻𝗮𝗼? Monina ao amin’ny 𝗙𝗮𝗿𝗶𝘁𝗿𝗮 𝗔𝗻𝗼̂𝘀𝘆! Te haneho hevitra sy hanome vahaolana momba ny fiarovana ny tontolo iainana ? Fotoana izao hanandratanao ny feonao!...
🌵🦎𝗙𝗲𝘀𝘁𝗶𝘃𝗮𝗹 𝗖𝗮𝗺𝗲́𝗹𝗲́𝗼𝗻 𝟮𝟬𝟮𝟱🌵

🌵🦎𝗙𝗲𝘀𝘁𝗶𝘃𝗮𝗹 𝗖𝗮𝗺𝗲́𝗹𝗲́𝗼𝗻 𝟮𝟬𝟮𝟱🌵

Tanterahina ao 𝗔𝗺𝗯𝗼𝗮𝘀𝗮𝗿𝘆 𝗔𝘁𝘀𝗶𝗺𝗼 nanomboka ny 𝟭𝟯 𝗷𝗼𝗻𝗮 𝗵𝗮𝘁𝗿𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗿𝗮𝗵𝗮𝗺𝗽𝗶𝘁𝘀𝗼 𝟭𝟱 𝗷𝗼𝗻𝗮 𝟮𝟬𝟮𝟱 ny “𝗙𝗲𝘀𝘁𝗶𝘃𝗮𝗹 𝗖𝗮𝗺𝗲́𝗹𝗲́𝗼𝗻” 𝗮𝗻𝗱𝗶𝗮𝗻𝘆 𝘃𝗼𝗮𝗹𝗼𝗵𝗮𝗻𝘆. Hetsika ara-tontolo iainana sy ara-kolontsaina izay eo ambany fiahian’ny 𝗠𝗶𝗻𝗶𝘀𝗶𝘁𝗲𝗿𝗮𝗻’𝗻𝘆 𝗧𝗼𝗻𝘁𝗼𝗹𝗼 𝗶𝗮𝗶𝗻𝗮𝗻𝗮 𝘀𝘆 𝗻𝘆 𝗙𝗮𝗻𝗱𝗿𝗼𝘀𝗼𝗮𝗻𝗮...