par Naina Harilandy RANDRIANARIVONY | Mai 27, 2025
Biby anisan’ny mampiavaka manokana an’i Madagasikara ny sokatra satria maro ireo karazana sokatra tsy fahita raha tsy eto amintsika. Atahorana ho lany tamingana anefa ireo sokatra eto amintsika ireo vokatry ny tsindry maro mihatra aminy : ny fitrandrahana...
par Naina Harilandy RANDRIANARIVONY | Mai 27, 2025
“𝘕𝘺 𝘻𝘢𝘷𝘢𝘣𝘰𝘢𝘩𝘢𝘳𝘺 𝘵𝘴𝘢𝘳𝘢 𝘳𝘪𝘯𝘥𝘳𝘢 𝘯𝘰 𝘧𝘰𝘵𝘰𝘵𝘳𝘺 𝘯𝘺 𝘧𝘢𝘯𝘥𝘳𝘰𝘴𝘰𝘢𝘯𝘢 𝘭𝘰𝘷𝘢𝘪𝘯𝘫𝘢𝘧𝘺” Tombotsoa maro no sitrahintsika avy amin’ny zavaboahary, toa ny sakafo, ny rano, ny fanafody, ny rivotra madio, ny akora ilaina amin’ny andavanandro, ny angovo, sns. Toa ireo firenena mpikambana ao...
par Naina Harilandy RANDRIANARIVONY | Mai 27, 2025
Mitohy hatrany ny asa 𝒇𝒊𝒌𝒐𝒍𝒐𝒌𝒐𝒍𝒂𝒏𝒂 𝒊𝒓𝒆𝒐 𝒛𝒂𝒏𝒂𝒌𝒂𝒛𝒐 𝒏𝒐𝒗𝒐𝒍𝒆𝒏𝒂 𝒎𝒂𝒏𝒆𝒓𝒂𝒏𝒂 𝒏𝒚 𝑭𝒂𝒓𝒊𝒕𝒓𝒂 𝑩𝒐𝒆𝒏𝒚. Nanatanteraka izany koa ny Kaominina Ambanivohitry Antanambao Andranolava ny sabotsy 17/05/25tao amin’ny 𝐒𝐞𝐤𝐭𝐞𝐫𝐚 𝐁𝐞𝐯𝐢𝐭𝐬𝐢𝐤𝐚, 𝐅𝐨𝐤𝐨𝐧𝐭𝐚𝐧𝐲 𝐌𝐚𝐧𝐠𝐚𝐩𝐚𝐢𝐤𝐚, voly zanakazo niarahana...
par Naina Harilandy RANDRIANARIVONY | Mai 27, 2025
Ny 𝗠𝗶𝗻𝗶𝘀𝗶𝘁𝗲𝗿𝗮𝗻’𝗻𝘆 𝗧𝗼𝗻𝘁𝗼𝗹𝗼 𝗜𝗮𝗶𝗻𝗮𝗻𝗮 𝘀𝘆 𝗻𝘆 𝗙𝗮𝗻𝗱𝗿𝗼𝘀𝗼𝗮𝗻𝗮 𝗟𝗼𝘃𝗮𝗶𝗻𝗷𝗮𝗳𝘆 dia manamafy hatrany fa ivelan’ny 𝗳𝗮𝗿𝗶𝘁𝗿𝗮 𝗮𝗿𝗼𝘃𝗮𝗻𝗮 𝗥𝗮𝗻𝗼𝗯𝗲 𝗣𝗞𝟯𝟮 ny faritra natokana hitrandrahan’ny orinasa 𝗕𝗮𝘀𝗲 𝗧𝗼𝗹𝗶𝗮𝗿𝗮. Mamaritra izany ny saritany zaraina amintsika etsy ambany. Tsy afaka ny nahazo...
par Naina Harilandy RANDRIANARIVONY | Mai 27, 2025
22 – 23 – 24 – 25 𝘮𝘢𝘪 2025 𝘊𝘊𝘐 𝘐𝘷𝘢𝘵𝘰 𝗟𝗮 𝗙𝗜𝗠 𝘃𝗮𝗹𝗼𝗿𝗶𝘀𝗲 𝗹𝗮 𝗹𝘂𝘁𝘁𝗲 𝗰𝗼𝗻𝘁𝗿𝗲 𝗹𝗲𝘀 𝗱𝗲́𝗰𝗵𝗲𝘁𝘀 𝗽𝗹𝗮𝘀𝘁𝗶𝗾𝘂𝗲𝘀 ! Cette année, la FIM prend un engagement fort pour l’environnement : 𝗔𝗽𝗽𝗼𝗿𝘁𝗲𝘇 𝟭𝟬 𝗯𝗼𝘂𝘁𝗲𝗶𝗹𝗹𝗲𝘀 𝗲𝗻 𝗽𝗹𝗮𝘀𝘁𝗶𝗾𝘂𝗲 𝘂𝘀𝗮𝗴𝗲́𝗲𝘀 𝗲𝘁 𝗼𝗯𝘁𝗲𝗻𝗲𝘇 𝘂𝗻 𝘁𝗶𝗰𝗸𝗲𝘁 𝗱’𝗲𝗻𝘁𝗿𝗲́𝗲 𝗚𝗥𝗔𝗧𝗨𝗜𝗧 à la Foire...