par Naina Harilandy RANDRIANARIVONY | Juin 18, 2025
» Nosy ho amin’ny ho avy tsy misy fandotoana plastika » Tontosa ny Alakamisy 05 Jona 2025 tao amin’ny CR IVATO CENTRE, DISTRIKA AMBOSITRA ny fankalazana ny Andro Maneran-tany ho an’ny Tontolo Iainana teto amin’ny Faritra Amoron’i Mania....
par Naina Harilandy RANDRIANARIVONY | Juin 18, 2025
“Nosy ho amin’ny ho avy tsy misy fandotoana plastika.” Notanterahina ny faha 05 jona 2025 ny fankalazana ny Andro maneran-tany ho an’ny Tontolo Iainana tao amin’ny Distrikan’i Miandrivazo, Faritra Menabe. « Nosy ho amin’ny hoavy tsy misy...
par Naina Harilandy RANDRIANARIVONY | Juin 18, 2025
Lohahevitra : » Nosy ho amin’ny ho avy tsy misy fandotoana plastika » « Île pour un avenir sans pollution plastique » Tontosa androany 05 jona ny lanonana fankalazana ofisialy ny Andro maneran-tany ho an’ny tontolo iaiainana tato amin’ny Faritra...
par Naina Harilandy RANDRIANARIVONY | Juin 18, 2025
Nanadio ny sisin-dranomasina teto Sambava ny hetsika voalohany natao androany 05 jiona 2025 anatin’ny fankalazana ny andro manerantany ho an’ny Tontolo iainana sy fandraisana anjara amin’ny fanadiovana ny tanàna Amin’ny fifaninana « » Tanàna...
par Naina Harilandy RANDRIANARIVONY | Juin 18, 2025
Totosa soamatsara anio 05 jona ny fankalazana ny andro maneran-tany ho an’ny Tontolo iainana ho an’ny Faritra Bongolava. « Nosy ho an’ny ho avy tsy misy fandotoana plastika ». Maro ny hetsika nentina nankalazana izany, toy ny : Fanadiovana ny toerana...