par Naina Harilandy RANDRIANARIVONY | Juin 19, 2025
𝘈𝘯𝘬𝘢𝘳𝘢𝘧𝘢𝘯𝘵𝘴𝘪𝘬𝘢, 13 𝘫𝘰𝘯𝘢 2025 – Ho fanamafisana ny fiarovana ny 𝘃𝗮𝗹𝗮𝗻𝗷𝗮𝘃𝗮𝗯𝗼𝗮𝗵𝗮𝗿𝗶𝗻’𝗔𝗻𝗸𝗮𝗿𝗮𝗳𝗮𝗻𝘁𝘀𝗶𝗸𝗮 dia nanatanteraka fihaonana tamin’ny mponina manodidina ity 𝗳𝗮𝗿𝗶𝘁𝗿𝗮 𝗮𝗿𝗼𝘃𝗮𝗻𝗮 ity ny 𝗗𝗜𝗥𝗘𝗗𝗗 𝗕𝗼𝗲𝗻𝘆-𝗕𝗲𝘁𝘀𝗶𝗯𝗼𝗸𝗮, 𝗻𝘆 𝗠𝗮𝗱𝗮𝗴𝗮𝘀𝗰𝗮𝗿 𝗡𝗮𝘁𝗶𝗼𝗻𝗮𝗹 𝗣𝗮𝗿𝗸𝘀, 𝗶𝗿𝗲𝗼...
par Naina Harilandy RANDRIANARIVONY | Juin 19, 2025
𝗔𝗻𝗱𝗿𝗼 𝗺𝗮𝗻𝗲𝗿𝗮𝗻-𝘁𝗮𝗻𝘆 𝗵𝗼 𝗳𝗮𝗻𝗼𝗵𝗲𝗿𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗳𝗶𝗵𝗮𝗻𝗴𝗮𝘇𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 𝘀𝘆 𝗻𝘆 𝗵𝗮𝗶𝗻𝘁𝗮𝗻𝘆 Tanora 𝟭𝟯 𝗵𝗮𝘁𝗿𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝟭𝟴 𝘁𝗮𝗼𝗻𝗮 𝘃𝗲 𝗶𝗮𝗻𝗮𝗼? Monina ao amin’ny 𝗙𝗮𝗿𝗶𝘁𝗿𝗮 𝗔𝗻𝗼̂𝘀𝘆! Te haneho hevitra sy hanome vahaolana momba ny fiarovana ny tontolo iainana ? Fotoana izao hanandratanao ny feonao!...
par Naina Harilandy RANDRIANARIVONY | Juin 19, 2025
Tanterahina ao 𝗔𝗺𝗯𝗼𝗮𝘀𝗮𝗿𝘆 𝗔𝘁𝘀𝗶𝗺𝗼 nanomboka ny 𝟭𝟯 𝗷𝗼𝗻𝗮 𝗵𝗮𝘁𝗿𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗿𝗮𝗵𝗮𝗺𝗽𝗶𝘁𝘀𝗼 𝟭𝟱 𝗷𝗼𝗻𝗮 𝟮𝟬𝟮𝟱 ny “𝗙𝗲𝘀𝘁𝗶𝘃𝗮𝗹 𝗖𝗮𝗺𝗲́𝗹𝗲́𝗼𝗻” 𝗮𝗻𝗱𝗶𝗮𝗻𝘆 𝘃𝗼𝗮𝗹𝗼𝗵𝗮𝗻𝘆. Hetsika ara-tontolo iainana sy ara-kolontsaina izay eo ambany fiahian’ny 𝗠𝗶𝗻𝗶𝘀𝗶𝘁𝗲𝗿𝗮𝗻’𝗻𝘆 𝗧𝗼𝗻𝘁𝗼𝗹𝗼 𝗶𝗮𝗶𝗻𝗮𝗻𝗮 𝘀𝘆 𝗻𝘆 𝗙𝗮𝗻𝗱𝗿𝗼𝘀𝗼𝗮𝗻𝗮...
par Naina Harilandy RANDRIANARIVONY | Juin 19, 2025
Mitohy hatrany ny ezaka amin’ny ady amin’ny doro tanety sy ny doro ala ao amin’ny Distrikan’Anosibe An’Ala. Tamin’ny 22 hatramin’ny 28 Mey 2025, dia nidina ifotony tao amin’ny Kaominina Ambatoharanana ny Lehiben’ny Sakelim-piadidiam-paritry ny Tontolo Iainana sy ny...
par Naina Harilandy RANDRIANARIVONY | Juin 19, 2025
𝘈𝘮𝘱𝘢𝘯𝘥𝘳𝘪𝘢𝘯𝘰𝘮𝘣𝘺, 12 𝘫𝘰𝘯𝘢 2025 – Ho fanamafisana ny fampiroboroboana ny fandraharahana amin’ny sehatry ny 𝗮𝗻𝗴𝗼𝘃𝗼 𝗺𝗮𝗱𝗶𝗼 dia nihaona tamin’ireo 𝗺𝗽𝗮𝗻𝗱𝗿𝗮𝗵𝗮𝗿𝗮𝗵𝗮 𝗺𝗶𝘀𝗲𝗵𝗮𝘁𝗿𝗮 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗺𝗼𝗸𝗮𝗿𝗮𝗻𝗮 𝗮𝗻𝗴𝗼𝘃𝗼 𝗺𝗮𝗶𝘁𝘀𝗼 toa ny 𝗮𝗿𝗶𝗻𝗮 𝗲𝗸𝗼𝗹𝗼𝗷𝗶𝗸𝗮 tao amin’ny tranoben’ny diplomasia maitso...