𝟮𝟰 𝗮𝘃𝗿𝗶𝗹𝘆 𝟮𝟬𝟮𝟱 – Notanterahina eny amin’ny CCI Ivato ny andiany faha-dimy amin’ny fihaonana an-tampon’ireo Filoham-pirenena sy Governemantan’ny Commission de l’océan Indien – Indian Ocean Commission. Nampiavaka ny lanonana ny fanatrehan’ireo Filoham-pirenena sy lehiben’ny governemanta eo anivon’ny COI dia i Kaomoro, Madagasikara, Seychelles, Nosy Maorisy ary Nosy la Réunion izay iadidian’ny Frantsa. Niompana amin’ny fahavitan-tena ara-tsakafo ny lohahevitr’ity Fihaonana an-tampony ity, izay mifanojo amin’ny laharam-pahamehan’i fitondram-panjakana Malagasy. Taorian’ny lanonam-panokafana dia nitohy avy hatrany tamin’ireo adihevitra sy fikaonan-doha an-databatra boribory izany fihaonana an-tampon’ny izany.
Fihaonana An-tampony COI faha-5: Niompana amin’ny Fahavitan-tena Ara-tsakafo
Environnement
Date de publication : 25 avril 2025
Suivre d'autres actualités
🏡🌿 𝐔𝐧𝐞 𝐧𝐨𝐮𝐯𝐞𝐥𝐥𝐞 𝐞́𝐜𝐨𝐥𝐞 𝐢𝐧𝐚𝐮𝐠𝐮𝐫𝐞́𝐞 𝐚̀ 𝐀𝐧𝐭𝐚𝐧𝐚𝐦𝐚𝐫𝐢𝐧𝐚–𝐀𝐧𝐚𝐥𝐚𝐥𝐚𝐯𝐚 𝐠𝐫𝐚̂𝐜𝐞 𝐚𝐮𝐱...
17 Juil 2026 09:25am
Aires ProtégéesRestauration des paysages forestiers
📍Analalava – 📅 10 juillet 2026 Grâce aux bénéfices issus de la...
💡☝️ 𝐋𝐞 𝐬𝐚𝐯𝐢𝐞𝐳-𝐯𝐨𝐮𝐬 ? 🌳
17 Juil 2026 09:19am
Changement climatiqueDéveloppement durableEnvironnement
Qu’est-ce qu’une Réserve de biosphère ? Une Réserve de biosphère est un...
🌿👥 𝐌𝐚𝐝𝐚𝐠𝐚𝐬𝐜𝐚𝐫 𝐫𝐞𝐧𝐟𝐨𝐫𝐜𝐞 𝐥𝐞𝐬 𝐞𝐦𝐩𝐥𝐨𝐢𝐬 𝐯𝐞𝐫𝐭𝐬 𝐞𝐧 𝐟𝐚𝐯𝐞𝐮𝐫 𝐝𝐞𝐬...
17 Juil 2026 09:16am
Développement durableEnvironnementReboisementRestauration des paysages forestiers
📍Antananarivo, 📅 15 juillet 2026 Une table ronde nationale sur les emplois...



