📍𝘛𝘰̂𝘭𝘢𝘯𝘢𝘳𝘰, 📅6 𝘥𝘦𝘴𝘢𝘮𝘣𝘳𝘢 2025
🏡Nihaona tamin’ireo mpiara-miasa eo anivon’ny #DREDDAnôsy, Andriamatoa Minisitra Manesimana Rafanomezantsoa Michaël, nandritra ny fandalovany ao Fort Dauphin.
🌳Fotoana nahafahan’ny roatonta nifampihaino sy nifanakalo hevitra mahakasika ny fanatanterahana ny asa iandraiketan’ny #MEDD eny ifotony sy nijerena miaraka ny fomba entina manatsara ny tontolon’ny asa eo anivon’ny DREDD.
Date de publication : 8 décembre 2025

Suivre d'autres actualités