🐦🌳Ny ankamaroan’ny 𝗺𝗽𝗶𝘇𝗮𝗵𝗮𝘁𝗮𝗻𝘆 eto amintsika sy ny avy any ivelany dia mitsidika 𝘃𝗮𝗹𝗮𝗻𝗷𝗮𝘃𝗮𝗯𝗼𝗮𝗵𝗮𝗿𝘆 avokoa, toerana izay mitahiry ireo karazana 𝗯𝗶𝗯𝘆 𝘀𝘆 𝘇𝗮𝘃𝗮𝗺𝗮𝗻𝗶𝗿𝘆 𝗺𝗮𝗿𝗼 𝗺𝗮𝗺𝗽𝗶𝗮𝘃𝗮𝗸𝗮 𝗮𝗻’𝗶 𝗠𝗮𝗱𝗮𝗴𝗮𝘀𝗶𝗸𝗮𝗿𝗮.
🌳🌿Anisan’ny valanjavaboahary tena betsaka mpitsidika ny “𝗣𝗮𝗿𝗰 𝗻𝗮𝘁𝗶𝗼𝗻𝗮𝗹 𝗧𝘀𝗶𝗻𝗴𝘆 𝗱𝗲 𝗕𝗲𝗺𝗮𝗿𝗮𝗵𝗮”. Ho 𝗳𝗮𝗻𝗮𝗺𝗮𝗳𝗶𝘀𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗻𝗱𝗿𝗶𝗮𝗺-𝗽𝗮𝗵𝗮𝗹𝗲𝗺𝗮𝗻𝗮 manodidina ity valanjavaboahary ity dia nanatanteraka fihaonana ny mpikambana ao amin’ny 𝗢𝗠𝗖 𝗲́𝗹𝗮𝗿𝗴𝗶𝗲 𝗔𝗻𝘁𝘀𝗮𝗹𝗼𝘃𝗮 ny 8 aogositra 2025. Nandray tamin’ity fihaonana ity ny #𝗗𝗥𝗘𝗗𝗗𝗠𝗲𝗹𝗮𝗸𝘆 (Direction Régionale de l’Environnement et du Développement Durable – Melaky).
👥️🌵Nifantoka tamin’ny 𝗳𝗮𝗻𝗮𝗺𝗮𝗳𝗶𝘀𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗽𝗮𝗶𝗸𝗮𝗱𝘆 𝗶𝗼𝗺𝗯𝗼𝗻𝗮𝗻𝗮 hiantohana ny 𝗳𝗶𝗮𝗿𝗼𝘃𝗮𝗻𝗮 𝘀𝘆 𝗻𝘆 𝗳𝗶𝗹𝗮𝗺𝗶𝗻𝗮𝗻’𝗶𝗿𝗲𝗼 𝗺𝗽𝗶𝘇𝗮𝗵𝗮𝘁𝗮𝗻𝘆 mitsidika ity valanjavaboary ity ny lahadinika tamin’izany.
Date de publication : 14 août 2025

Suivre d'autres actualités